Nitsidika ny kaominina Morarano Chrome, distrikan’Amparafaravola, ireo solontena avy ao amin’ny Emmo/Nat, ny sabotsy teo. Nomena toromarika ireo mpitandro filaminana miantsehatra eny an-kianja amin’ny hanamafisana ny ady amin’ny fakana an-keriny. « Tanjona amin’izao fidinana ifotony izao ny fanamafisana ny ady amin’ny fakana an-keriny amin’iny faritra iny », araka ny fanazavan’ny mpitarika ny […]
Other News
Ilafy: mpanendaka taxi-moto voasambotra
Tra-tehaky ny polisy teny Ilafy, kaominina Ankadikely, ny 6 jona teo, ny mpanendaka taxi-moto iray. Nanakana mpanao taxi-moto teny Anosizato ny lehilahy iray, ny 3 jona. Nilaza hoentina eny Androhibe, boriborintany fahadimy izy. Nambanany antsy tampoka anefa ny mpitondra moto. Notereny hamoaka ny vola rehetra teny aminy ny lasibatra. Tsy […]
Analakely: jiolahy efatra nandroba 10 tapitrisa Ar
Niharan’ny fanafihan-jiolahy nitondra basy ny mpanakalo vola vahiny nitondra vola 10 tapitrisa Ar teny Analakely, ny zoma teo. Efa nandrasan’ireo jiolahy teo amin’ny pavillon ilay mpanakalo vola… Lasan’ny jiolahy miisa efatra ny lelavola 10 tapitrisa Ariary, teo Analakely, ny zoma 7 jona teo, tamin’ny 7 ora hariva. Mpanakalo vola vahiny […]






