Hafahafa ny fizotry ny raharaham-pirenena ankehitriny. Tsy hay mazava ny tena fandehany. Ny ao anatiny toa resy lahatra fa miroso ny dia. Manga ny lanitra ato anatiny sy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Tsy takona afenina fa efa miseho sehatra any ivelany rehetra any ny Filoham-panjakana. Mandeha sy mizotra araka […]
Other News
Tsy fisitrahana diplaomaty : Mamaly bontana ny Frantsay!
Mitsipaka marindrano ny fiampangana ny diplaomatiny miasa eto Madagasikara ry zareo frantsay. Nampanantsoina tany amin’ny Quai d’Orsay, ny mpirakidraharaha malagasy, miasa ao amin’ny masoivoho any Paris. Mazava ny an-dry zareo Frantsay: tsy mikasa, tsy mandray anjara, tsy tafiditra amin’ny raharaha fikasana hanakorontana ny fitondram-panjakana eto Madagasikara izy ireo. Ho setrin’ny […]
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 29 04 2026 )
Barean’i Madagasikara: Hanao lalao ara-pirahalahiana roa amin’ny volana jona
Tonga nanatrika ny hetsika fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena, tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny zoma teo, ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randriamanampisoa Alfred. Nandritra ny fanadihadiana natao taminy, nilaza izy fa hiatrika lalao ara-pirahalahiana any ivelany ny Barean’i Madagasikara, ny volana jona ho avy izao. Antony, […]
SOMBIM-BAOVAO
Nanomboka omaly, tany Maurice, ny andiany voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja tsipy kanetibe, sokajy “senior” lehilahy. Ny fifaninanana mitifitra “tir de précision” no nanombohana izany. Taorian’izay ny fihodinana voalohany ho an’olon-tokana sy ny olon-droa miaraka. Tsiahivina fa manorana ny andro any an-toerana. Navoakan’ny foiben’ny Fiba Afrika ao […]






