Nahazo solosaina miisa 100 avy amin’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra sy ny fifandraisan-davitra (MNDPT) ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera (MSK) sy ny ORTM, ny alatsinainy teo. Hetsika mifanandrify amin’ny herinandron’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety sy ho fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny haino aman-jery ho an’ny daholobe. Hanafainganana ihany […]
Other News
Tranon-tseranana nasionaly Ivato : Nitombo avo roa heny ny fandraisana mpandeha
Manana ny lanjany ny zotra ana habakabaka anatiny, na nasionaly, eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato. Vao mainka hampiroborobo azy ny nanitarana ny fotodrafitrasa tranon-tseranana fandraisana ny mpandeha. Notokanana, omaly ny fanavaozana sady fanitarana ny tranon-tseranana eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato Antananarivo. Nohalehibiazina ny efitrano malalaka, ka afaka mandray mpandeha avo roa heny, […]
FANTINA sy FINTINA
Haka traikefa any Rosia ny Ceni. Nandray anjara tamin’ny fiofanana momba ny fanaraha-maso ny fifidianana notanterahina tany Rosia ny filohan’ny Ceni, Rakotonarivo Thierry. Tafiditra ho anisan’ny mpikambana i Madagasikara, taorian’ity fampiofanana ary nahazo fanasana hanara-maso ny fifidianana depiote, hatao any Rosia, ny volana septambra izao. Voafidy ho ben’ny Tanàna lefitra […]
Filoha Randrianirina Michaël : Hiatrika ny « Africa Forward »
Hotanterahina ny 11 sy ny 12 mey ho avy izao, ny hetsika lehibe iraisam-pirenena “Africa Forward”. Tompon’ny fanasana amin’izao fihaonana izao ny filohan’ny Repoblika Kenyanina, William Samoei Ruto sy ny filoha filoha Frantsay, Emmanuel Macron. Anisan’ireo nasain’izy ireo ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël. Hihaonan’ireo filoham-panjakana sy lehiben’ny governemanta afrikanina […]
Misamboaravoara tanteraka
Mahavariana ihany ilay zava-miseho eto Madagasikara, amin’izao fotoana izao. Toa tsy hita taratra ilay maha Malagasy tia zaka tsara. Toa variana amin’ny vola aman-karena, miharo fitiavam-pahefana sy voninahitra, ny olon-drehetra. Samy maka ho azy, samy miaro ny rambony. Tsy te hahalala zavatra hafa ankoatra ny vatana maha olona. Manovokovoka […]






