Other News

TSELATRA

Tra-doza tampoka nivoaka ny arabe ny fiara iray teny amin’ny Digue Andohatapenaka, afakomaly. Niala mpitondra bisikileta io fiara io kinanjo tsy voafehin’ny mpamily tampoka ny familiana. Nirona anaty tanimbary ilay fiara. Tsy nisy ny aina nafoy. Maty vokatry ny lozam-piaramanidina nahazo azy ny filoha Iraniana Ebrahim Raïssi, afakomaly. Niara-namoy ny […]

Kamiao tra-doza teny Imerintsiatosika : olona efatra maty nilatsaka tao ambany tetezana

Nitrangana lozam-piarakodia teny amin’ny lalam-pirenena voalohany (RN1, PK 23) teo amin’ny tetezana Ka­tsa­o­ka Imerintsiatosika, ny 17 mey 2024 alina. Kamiaobe an’ny orinasa tsy miankina iray no niharan-doza tampoka teo am-pidirana ny tetezan’i Katsaoka. Tratran’ny tsy fahatomombanana tampoka teo amin’ny familiana ity kamiaobe ity ary tsy voafehin’ny mpamily intsony ka namantana […]

Dimy mianaka lasa takalonaina : 30 lahy mitam-basy nanafika tanàna

Lasan’ny mpaka an-keriny ny olona dimy mianaka tao Tsaratanàna. Nalain’ny jiolahy ny telo mianaka tao Mahavelona, Ankazobe. Nanao fangalam-piery ny dahalo sy ny mpitandro filaminana, nandritra ny faran’ny herinandro. Vehivavy roa sy lehilahy telo nalain’ny dahalo 30 lahy nitam-piadiana ta­min’ny zoma alina. Tao amin’ ny tanànan’Ambodikininina, fokontany Betenina, kaominina Ambakireny, […]