Laharam-pahamehana amin’ny orinasa Star, ny lafiny fiarovana ahafahan’ny mpiasa miasa, anaty tontolo azo antoka hisorohana ny loza. Misy ny fanamarinana iraisam-pirenena ISO 45 001 mandrindra izany. Misy ny paikady fanentanana tsy tapaka ny mpiasa, amin’ny fahamailoana sy ny fitandremana. Anisan’izany ny any amin’ny fibatana entana, ny fanajana ny faritry ny mpandeha […]
Other News
Toliara: nizarana jiro mandeha amin’ny masoandro
Tsy diso anjara amin’ny jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro i Toliara. Maherin’ ny 4 000 ny tokantrano nisitraka izany tany an-toerana, natolotry ny filoha Rajoelina Andry, ny herinandro lasa teo. Nambarany fa andiany voalohany ity natao ity, fa mbola hisy ny manaraka. Tanjona ny hisitrahan’ny isan-tokantrano rehetra any Toliara jiro, […]
Atsimo Andrefana: miteraka asa ny fisian’ ny orinasa
Lazaina fa « Fasan’ny tetikasa » ny tapany atsimon’ny Nosy, ary vao mainka miharatsy ny zava-misy. Maika ny hamahana izany, izay efa misy ny tetikasa vonona hampiasa vola any an-toerana. Nitatitra ny Banky iraisam-pirenena fa ianjadian’ny fiovan’ny toetr’andro sy ny loza voajanahary any Atsimo. Miaina anaty fahantrana ny 91% ny mponina any […]
« Focus sur le peuple Mikea » : manan-karena kolontsaina ny Mikea
Foko eto Madagasikara mbola mahatazona ny fombany, ny kantony, sns, ny Mikea. Nanamporofoana izany ny hetsika «Focus sur le peuple Mikea» tao amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely. Manan-karena kolontsaina ny foko Mikea, raha ny zava-naseho teny an-toerana. Nahaliana mpikaroka sy olona tsotra maro ny fiainan’ireto foko monina any […]
Alatsinain’ny pantekoty : nahasarika mpankafy maro ny «Tsinjaka be» tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe
Tratra ny tanjona ho an’ny mpikarakara ny fampisehoana « Tsinjaka be » tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe, omaly, tonga marobe ireo mpankafy. Hetsika nokarakarain’ny Global Action. «Tsy nahasakana ny seho loatra ny fampielezan-kevitra ara-politika sy ny seho maimaimpoana teto an-drenivohitra satria namaly ny antso avokoa ny mponin’Antananarivo», hoy ny mpitantana eo […]






