Other News

Mozika klasika : hiaka-tsehatra i Narimanana

Narimanana. Anarana tsy afaka amin’ny fiangaliana ny gitara, indrindra ny mozika klasika an-gitara. Anisan’ireo sangany sy malaza amin’izany mantsy ity mpanakanto ity. Fantatra fa i Narimanana indray no hanafana ny «Dimanche classique» andiany faha-14, izay hotontosaina rahampitso alahady 12 mey, manomboka amin’ny 4 ora, etsy amin’ny Alliance française Andavamamba. Hamerina […]

Sarimihetsika malagasy : hiatrika ny “Festival d’Annecy” ny « Ala fady »

Mitombo indray ireo Malagasy mpanatontosa sarimihetsika nandresy lahatra ireo avy any ivelany. Hetsika lehibe eo anivon’izany, anisan’ireo efa ela sy manana ny maha izy azy, ny “Festival d’Annecy”. Izay indrindra ny maha fanararaotra lehibe ny fandraisana anjara aminy. Tanterahina ny 9 jona hatramin’ny 15 jona 2024, ao Annecy Fran­ce, ny […]

FANTINA sy FINTINA

Maromaro ireo tomponandraiki-panjakana ambony nesorina noho izy ireo kandidà depiote, araka ny fanapahan’ny filankevitry ny minisitra. Anisany ny kaonsily atsy La Reunion, i Tinoka Roberto, sy ny eo amin’ny BNGRC, Raholinario Paolo. Ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fitsarana, Savatsaraha Raby ary ny filohan’ny oniversiten’i Toliary. Resy teny amin’ny fitsarana miady amin’ny […]

MASOIVOHO AMERIKANINA : manentana propagandy tsy misy herisetra

Namoaka fanambarana amin’izao hiatrehina ny fifidianana solombavambahoaka izao ny masoivoho amerikanina. Tafiditra ao anatin’izany ny fanombohan’ny vanim-potoanan’ny fampielezan-kevitra. “Raisinay ho porofon’ny fahavononana hampihatra ny demokrasia izao dingana lehibe izao. Zava-dehibe ny fanatanterahana ny fifidianana malalaka sy ara-drariny ary am-pilaminana”, hoy ny fanambarana. Nanentana ny vahoaka malagasy koa izy ireo mba handray […]

Tsy vonjy tavanandro

  Anatin’ny fampielezan-kevitra tanteraka ny kandidà isanisany, ankehitriny. Mafana ery ny « ambiansy », eny an-kianja. Carnaval sy fetibe isan’andro indray aloha no iarahan’ny vahoaka sy ny olona ho finidiny. Hadinodino anatin’ny fotoana fohy Rafahantrana sy Rafahasahiranana. Maresaka ny tanàna amin’ny fitsinjahana ankamalanjana. Samy manovokovoka rahateo ny mpisehatra rehetra. Ny biletà tokana […]