Other News

SOMBIM-BAOVAO

Araka ny filankevitry ny minisitra, ny alakamisy lasa teo, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, nankatoavin’ny fitondrana ny saran’ny fampitana mivantana ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja baolina kitra «Mondial 2026». Fihaonana hatao any Canada sy Mexique ary Etazonia, ny 11 jona ka hatramin’ny 19 jolay ho avy izao. Nosokafana tamin’ny […]

Fifaninanana ao Allemagne: Nahatafiditra baolina ho azy i Bolo

Nisongadina ilay Malagasy mpilaravinahitra any Allemag­ne, i Kanto Fitiavana Voaha­ri­niaina na i Bolo, ny alarobia lasa teo, nandritra ny fihaonan’ny BFC Preussen, kliobany amin’izao fotoana sy ny Hertha­zehlendorf 03, ekipany teo aloha. Fifanandrinana tafiditra amin’ny andro faha-30, fifanintsanana Diviziona fahefatra any an-toerana. Nivoaka ho mpandresy tamin’ny isa 3 no ho […]

Tsipy kanetibe – Afrique Zone 4 : Ekipa roa hisolo tena an’i Madagasikara

Hiady ny tapakila ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, faritra faha-4, taranja tsipy kanetibe, olon-telo miaraka, lehilahy, i Madagasikara. Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny faritra faha-4 amin’ny taranja tsipy kanetibe, olon-telo miaraka, lehilahy, i Madagasikara. Fifaninanana hotanterahina atsy Maurice, ny 27 avrily – alahady 3 […]

TARATRY ny KANTO

Ho vahin’ny tarika Zandry Gasy i Beauzaka, Ralanto, ny tarika Vetsonkira ary Inah. Mandritra ilay seho izay hatao rahampitso, etsy amin’ny CCEsca Antanimena io. Mazava ny nisafidianana ireo vahiny, satria efa mpiara-mitsikombakomba tanaty mozika niaraka tamin’ny tarika ireo, nandritra izay 15 taona izay. Na izany aza, hibahana amin’ny seho ireo […]