Other News

Hafampana ny tanàna

Miavaka ity herinandro hitsahintsika ity. Hisokatra amin’ny fomba ofisialy, anio, ny fivoriana ara-potoanan’ny antenimiera roa tonta. Hazakazaka arahin-tosika tsy misy ohatr’izany. Lanonam-panokafana, fihaonan’ny birao maharitra, fandaniana ny fandaharam-potoana. Iarahana manatanteraka anio avokoa izany. Hita taratra eto tokoa ny maha lamasinina haingam-pandeha ilay fitondrana ny raharaham-panjakana. Mifanindran-dalana amin’izany, hanomboka ny fampielezan-kevitra […]

Fifidianana depiote : hanova paikady ireo kandidà amin’ny propagandy

Mety tsy hitovy amin’ny teo aloha. Samy manana ny fomba hitondrany ny fampielezan-keviny ireo kandidà solombavambahoaka. Efa samy maka bahana amin’ny hiatrehana izany ireo etamazaoro politika isan-tokony. “Mavesatra loatra ilay anto-bola nirotsahana hofidina ka tsy mitovy amin’ny fanao ma­hazatra ny hiatrehana izany”, hoy ny kandidà iray. Nana­mafy izany ny kandidà […]

TSELATRA

Vehivavy iray naratra nianjera avy eny ambony taxi-be teny Anosibe Tsena, omaly atoandro. teo am-piakarana ilay fiara fitateram-bahoaka izy no nandroso tampoka ny fiara ka tsy nahafahatra ny tongony. Naratra, vokatr’izany, izy saingy tsy noraharahin’ny mpamily sy ny resevera. Ireo olona nangoraka azy no nitondra azy teny amin’ny toeram-pitsaboana. Lasibatry […]

Ambohitrimanjaka : mpitondra moto voa mafy teo amin’ny lohany

Tsy nahatsiaro tena teo no ho eo ny mpitondra scooter iray tra-doza teny amin’ny lalan’Ambohitrimanjaka, omaly maraina.  Voa mafy ny lohany. Nifandona tamin’ny fiara tsy mataho-dalana ka tsy nahatsiaro tena  io lehilahy iray nitondra moto scooter teny amin’ny lalana mihazo an’Ambohitrimanjaka io, oma­ly maraina.  Nandeha mafy ilay mpitondra kodiaran-droa ka […]

Ambohibao : efa-dahy nangalatra moto voasambotra

Nifanenjehan’ny andrimasom-pokonolona, mpangalatra moto roa lahy tra-tehaka teny amin’ny fokontany Andranoro, kaominina Ambohibao Antehiroka, ny alakamisy 02 mey teo, tamin’ny 2 ora maraina. Nanosika moto anaty haizina ireo roa lahy ireo. Nentin’ny fokonolona teny amin’ny zandary izy roa lahy. Niahankahana anefa ireto farany rehefa nametrahan’ny mpitandro filaminana fanadihadiana. “Nilaza ho […]