Tsara ny vokatra ho an’i Madagasikara nandritra ny fifaninanana “ITF World Tennis Tour- J30” izay natao tany Abidjan. Nahazo ny laharana voalohany Rasendra Miotisoa, vehivavy malagasy mpilalao tenisy. Fahombiazana tanteraka no azon-dRasendra Miotisoa, vehivavy mpilalao tenisy, nandritra ny famaranana ny fifanintsanana “Circuit mondial Junior J30”, izay natao tany Abidjan Côte […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Mitentina 4 530 miliara Ar ny fanafarana nataon’ i Madagasikara, nandritra ny telo volana voalohan’ny taona. Nibahana manokana tamin’izany ny akora fototra, izay nahatratra 1 029,2 miliara Ar. Manodidina ny 972 miliara Ar ny angovo, raha 812,7 miliara Ar ireo fitaovana ary 651,5 miliara Ariary ny sakafo nafarana. Miisa 14 550 ireo mpizahatany […]
Fampiroboroboana ny fizahantany : tokony hampitomboina ny mpitaridia matihanina
Singa iray mampihodina ny toekarena ny sehatry ny fizahantany. Ity farany izay manomboka miarina amin’ izao fotoana izao. Nahita asa avokoa ireo mpitaridia tamin’ny taona 2023, na izany aza, miandrandra ny hisian’ny filaminana eto amin’ny firenena ny fikamban’ireo mpitaridia mpikambana ao amin’ny Association nationale des guides (ANG) hitohizan’ny fahatongavan’ireo mpizahatany […]
Miaka-bokatra : mihena hatrany amin’ny 2 350 Ar ny kilaom-bary
Tafiditra ao anatin’ny vanim-potoana miaka-bokatra ny ao Imerintsiatosika. Mitobaka eny an-tsena, araka izany, ny vary avy any an-toerana ka tsy atahorana ny tahiry. Ankehitriny, tafidina hatrany amin’ny 1 500Ar ny kilaon’ny vary akotry raha mbola 1 630Ar izany teo aloha. Midina ho 2 350Ar ihany koa ny kilaon’ny vary fotsy raha 2 500Ar ny […]
Fampandrosoana ny toekarena : vonona hiara-hiasa amin’ i Madagasikara ny FMI
Hanohana sy hanampy ny firenena malagasy ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) amin’ny fiatrehana ny fiovaovan’ny toetr’andro sy ny loza voajanahary. Vonona hanatanteraka ny fandaharanasan’ ny FMI i Madagasikara amin’ny fampandrosoana ny toekarena. Mitohy hatrany ny fifanakalozan-kevitra ataon’ny delegasionina malagasy mandritra ny fihaonamben’ny lohataona any Washingthon DC. Voaresaka manokana ny momba ny […]






