Other News

Ligue des Champions 2024: hanala vela amin’ny Real ny Bayern

Hotanterahina anio sy rahampitso, ny lalao manasa-dalana mandroso amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Champions 2024”, taranja baolina kitra. Ny ekipan’ ny Paris Saint Germain (PSG) Frantsa, klioba roa avy ao Alle­magne, ny Dortmund sy Bayern, ary ny Real Madrid Espagne no nahazo ny tapakila hiatrika izany. Anisan’ny […]

Basikety – OQT Debrecen : hiofana any Serbie ny Ankoay 3×3

Anisan’ireo firenena 16 mandray anjara amin’ny fifaninanana OQT any Debrecen Hongrie, ny 16-19 mey ho avy izao i Madagasikara. Ho fiatrehana izany, haka traikefa ao amin’ilay Akademian’ny Basikety 3×3 any Novi Sad Serbie, ny Ankoay 3×3. Nambaran’ny filohan’ny Federasiona malaga­sin’ny basikety (Fmbb), Ramaroson Jean Michel, omaly, teny Ambohijatovo, fa hanainga […]

Fanatsaram-bokatra: hamafisina ny fahaiza-manaon’ireo teknisianina

Ho fanamafisana ny Poli­tikam-panjakana amin’ny fanatsarana ny voka-pambo­lena, natomboka omaly ka haharitra dimy andro ny atrikasa « Forum du conseil agricole (FCA) » ho fampiofanana ny fahaiza-manaon’ireo teknisianina momba ny fomba fiasa eny ifotony. Hiompana tante­raka amin’ny « agro écologie » ny atrikasa, entina hanam­piana ireo mpisehatra eny ifotony amin’ny fanapariahana ireo fomba fiasa […]

Fandraharahana: misokatra ho an’ny ori­nasa ny vovonana Mansa

Tafiditra ao anatin’ny fampiroboroboana ny tontolon’ny fandraharahana ny fametrahana vovonana ifanakalozan’ny samy mpandraharaha. Anisan’izany ny vovonana Africa Trade Gateway (ATG) sy ny Mansa Digital Initiative, sahanin’ny Afri­can Export-Import Bank (Afreximbank). Tonga eto Madaga­sikara ireo delegasiona avy amin’ny Afreximbank hanentana ny sehatra tsy miankina, ny rafitra mpandraharaha ara-bola, ny orinasa salantsalany […]