Ho hita amina toerana iray rehefa mety karazana asa manodidina ny zavakanto. Izay no tanjon’ny hetsika « Tokotany be », andiany voalohany. Ny kolontsaina no fanoitra ho an’ny fampandrosoana. Fahita sy fandre matetika io, rehefa misy hetsika ho an’ny zavakanto sy ny kolontsaina isam-paritra. Midika izany fa manana anjara toerana eo amin’ny […]
Other News
Bokim-panabeazana: hampahafantarina anio ny « Rabitro tsara fanahy »
Tanterahina anio, eny amin’ny Trano fivarotam-boky « Il etait une fois » Ankorondrano, ny famoahana ny boky « Rabitro tsara fanahy ». Raha tsiahivina, efa nisy ny famoahana ny boky « Qu’est ce que je vois ? – Inona no hitako? », ny alarobia lasa teo, ary mbola hisy ihany koa ny famoahana ny « A quoi ça […]
Madagascar Mozarteum: atao anio ny « Les Soirées Classiques »
Tanterahina anio, eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny fampisehoana « Les Soirées Classiques », andiany voalohany. Fampisehoana karakarain’ny Madagascar Mozarteum. Hira milamindamina, larona zavamaneno sy feo miavaka no handravaka ny fampisehoana, araka ny nahafantarana ny Madagascar Mozarteum hatramin’izay, nandritra ireo hetsika nataony. Ankoatra ireo matihanina mandray anjara. Hitondra ny […]
Manara-davahana: Voky lainga izao tontolo izao
Ahatazamana kivenjivenjin-tranga maro manerana izao tontolo izao. Tsy ho afa-miala amin’ireny ny Malagasy sy i Madagasikara. Amin’ny ankapobeny, « iraisam-pirenena » no iantsoana azy io. Sarotra ny manda ny voalazan’ny sehatra lehibe tahaka itony. Na hita fa diso izao aza, « eny tompoko » hatrany ny valin-teny heno! Ny lafiny sy ny sehatra […]
SOMBIM-BAOVAO
Lany ho filohan’ny ligin’Analamanga, taranja karaté, Rakotomalala Pierrot. Fifidianana notontosaina omaly, ka seksiona 6 tamin’ny 8 no tonga nifidy. Tsy afaka nandray anjara ireo seksiona roa, Avaradrano sy Marovatana. Lany 100% ny filoha vaovao izay kandidà tokana. Mpanazatra 15 mianadahy, telo vehivavy, no nahavita ny fiofanana “Young Coach”, taranja basikety, […]






