Raha ny tokony ho izy, araka ny tetiandro napetraky ny Ceni, efa nanao peta-drindrina ny lisitry ny kandidà nekena ny firotsahan-kofidiny eo anivon’ny distrika tsirairay manerana an’i Madagasikara ny Rafitra fanamarinana sy fandraketana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidiana (Ovec) tamin’ny 9 avrily lasa teo. Amin’izany, nomena ny taratasy fanamarinana ny nandraisana ny […]
Other News
Traboina mandavantaona
Ao anaty fahasahiranana ny mponin’ny tapany avaratry ny Nosy amin’izao, vokatry ny rivodoza farany teo: miakatra ny vidim-piainana noho ny fahatapahan-dalana, naman’ny afoy ny fambolena difotry ny rano… Fotoam-pifidianana koa izao, ka tsy vitsy ny karazana hetsika etsy sy eroa: fidinana ifoton’ny mpanao politika sasany, fizarana fanampiana… Mifangaro voraka […]
Fiarahamonim-pirenena : “Aoka izay ny jadona sy ny valifaty politika”
Nanao fanambarana ireo fiarahamonim-pirenena miisa 11, omaly tetsy Ambatonakanga. Nisongadina tamin’izany ny tranga politika niseho tato ho ato ka nanaovan’izy ireo antso avo. «Toherinay ny didy jadona sy ny antsojay politika”, hoy ny lohahevitra nentin’ireto fiarahamonim-pirenena ireo. Notsiahivin’izy ireo tamin’izany ny fanonganana olom-boafidy, filohan’ny Antenimiera roa. “Mampanahy amin’izao toe-draharaham-pirenena izao […]
TSELATRA
Voasambotry ny mpitandro filaminana ilay jiolahy tomponantoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana sy fakana an-keriny tao Maintirano, afakomaly. Nanao ny fanarahan-dia taorian’ny fanafihana nataon’ireo olon-dratsy tao Ampasimandroro, ny 9 avrily teo, ny polisy. Avotra ireo mpianaka nalain’ny jiolahy an-keriny saingy naolan’ireo tsy mataho-tody ny iray. Atolotra ny fampanoavana io jiolahy iray tratra […]
Toamasina II : ripaky ny mpamaky trano ny akoho amam-borona
Tsy mifidy intsony! Mirongatra ny halatra arahina vaky trano taorian’ny ranobe mangeniheny nentin’ilay rivodoza Gamane tao Toamasina. Lasibatry ny asan-jiolahy ny distrikan’i Toamasina II, amin’izao fotoana izao. Lasan’ireo mpangalatra hatramin’ny akoho amam-borona fa tsy mifidy hangalarina intsony ireo jiolahy. Sahirana tanteraka ny ankamaroan’ny mponina ao an-toerana noho ny takaitra navelan’ny […]






