Tontosa ny alahady 7 avrily lasa teo, tany Vakinankaratra, ny andiany fahavalo amin’ny “Trail d’Ibity”. Fihaonana nokarakarain’ny Antenna Technologies Antsirabe. Nahatratra 3 000 ireo nandray anjara, nifaninana tamin’ny halavirana 2 km ho an’ireo ankizy, an’olon-dehibe, ny 12 km ho an’ireo salama vatana sy matanjaka ary ny 30 km izay zava-baovao […]
Other News
Kick-Boxing : hatao any Fianarantsoa ny ady goavana
Araka ny efa nampahafantarina tamin’ny fiandohan’ny taom-pikatrohana, hisy ny ady goavana “Grand combat de défi”, taranja kick-boxing. Fifaninanana natokana ho an’ny Malagasy mpikatroka manerana ny Nosy, karakarain’ny Federasiona malagasin’ny kick-Boxing. Ny K-1 Rules no hifaninanana mandritra izany. Amin’ny maha ady goavana azy, handray anjara daholo ireo mpikatroka mandrafitra ny ekipa […]
Kitra – Mondial 2026: tsy nahazo ny fankatoavan’ny Caf ny kianja Barea
Nesorin’ny Kaonfederasiona Afrikaninan’ny baolina kitra (Caf) tsy ho anisan’ireo kianja mandray lalao iraisam-pirenena ny kianja Barea Mahamasina. Tsy hatao eto Madagasikara ny fihaonan’ny Barea amin’i Comores sy i Mali. Tsy afaka handray ireo lalao roa hihaonan’i Madagasikara amin’i Comores sy i Mali, amin’ny volana jona ho avy izao ny kianja […]
Herisetra an-tsekoly : mitarika ratram-po ho an’ny mpianatra
Efa mahazo vahana eny anivon’ ny sekoly ny karazana famoretana na herisetra amin’ny endriny maro. Mifototra amin’ny karazana fampitahorana sy fanjakazakana amin’ny endriny maro samihafa io herisetra io. Mitarika ratram-po lalina ho an’ny lasibatra izany. 700 000 ireo mpianatra iharan’ny herisetra an-tsekoly amin’izao fotoana, raha ny antontanisa navoakan’ny Unicef. Hita […]
FANTINA sy FINTINA
Kandidà tokana hofidina depiote ao Vohibato ny solombavambahoaka amperinasa, Rivotiana Jean Bosco. Efa eny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza izany ny ila tongony raha tsy misy ny fiovana. Nambarany fa hanao ny fampielezan-kevitra hatrany ny tenany. Tsiahivina fa efa minisitry ny Asa sy ny asam-panjakana izy talohan’ny janoary lasa teo. Betsaka loatra […]






