Banky Foiben’i Madagasikara (BFM) ouvre un débat sur l’avenir de l’ariary. Elle envisage de plafonner la coupure maximale à 1.000 unités. Cette réflexion, encore à l’état de projet, vise à simplifier l’usage quotidien de la monnaie. Le gouverneur de BFM, Aivo Andrianarivelo, a présenté cette piste lors de la Semaine […]
Other News
Supercarburant 95: des stations-services contraintes de rationner
Les perturbations géopolitiques au Moyen-Orient continuent d’impacter l’approvisionnement en carburant dans plusieurs pays. A Madagascar, l’acheminement de la cargaison mensuelle de carburants a pris du retard. Des stations-services n’ont d’autre choix que rationner, notamment pour le Supercarburant 95. Initialement prévu le 4 mars, le départ du navire, Advantage Passion au […]
Ampandrana : Ankizivavy miisa sivy naolana lehilahy 47 taona
Ankizivavy miisa sivy (6 hatramin’ny 12 taona) no niharan’ny fanolanana sy fanararaotana ara-nofo nataona lehilahy lehibe iray 47 taona teny amin’ny fokontany Ampandrana. Tonga nametraka fitoriana teny anivon’ny fitsarana, omaly, araka izany, ireo ray aman-dreny maromaro monina sy mipetraka eny amin’io fokontany io. Niharan’ ny herisetra ara-nofo matetika ireo ankizivavikely […]
Ambohimanarina : Mpanendaka nahatrarana basy kilalao
Voasambotry ny mpitandro filaminana eo anivon’ny polisim-pirenena tao amin’ny fokontany Ambavoahy, Ambohimanarina, boriborintany fahenina, ny mpanendaka roa lahy, omaly. Manoloana ny firongatry ny tsy fandriampahalemana eny anivon’ireo boriborintany sasantsasany eto an-dRenivohitra, nanao fisafoana alina niaraka tamin’ny andrimasom-pokonolona ny polisy avy eo anivon’ny kaomisaria Ambohimanarina. Nifanehatra tamin’ny mpanao fisafoana ny olon-dratsy […]
Mpinamana niady teny Manjakaray : Lehilahy iray maty notrobarana vy
Maty tsy tra-drano ny raim-pianakaviana iray, tetsy Manjakaray, ny alahady lasa teo. Niady tamin’ny namany izy. Notrobaran’ity farany zava-maranitra teo amin’ny orony ka nahazo ny faritry ny lohany. Nitrangana vonoan’olona mahatsiravina tetsy amin’ny fokontany Manjakaray II D, boriborintany fahadimy, ny alin’ny sabotsy hifoha ny alahady 15 marsa lasa teo. Niharan’ny […]






