Other News

Tsipy kanetibe: hanomboka ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara

Hotanterahina eny amin’ny Avenue de la Gare Antsirabe, ny 5 hatramin’ny 7 avrily ho avy izao, ny fiadiana ny ambo­aran’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe. Hotolo­rana lelavola 2 tapitrisa Ar izay mahazo ny laharana voalohany amin’ny sokajy “seniors”, lehilahy, lalaovin’olona telo, araka ny vaovao nampitain’ny Federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM). Ho­mena 750 000 Ar izay […]

Pancrace International: resin’i Mostepha i Xavier Fandihana

Notanterahina tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny alahady 31 marsa lasa teo, ny Pancrace sy K1. Fihaonana iraisam-pirenena nokarakarain’ny vaomiera malagasin’ny pancrace sy ny submission (CMPS). Nifanandrinan’ny Mala­gasy sy i La Réunion. Fandresena 4 ho an’ny vahiny, raha 1 ny an’i Madagasikara. Anisan’ny nibatan’ny Malagasy medaly volamena, ny nandresen’i Star […]

Kianjaben’i Mahamasina: ho tonga rahampitso ny iraky ny Kaonfederasiona Afrikanina (Caf)

Ho fantatra amin’ity herinandro ity ny hoavin’ny kianjaben’i Mahamasina. Hanao fitsirihana sy hanadihady mahakasika io fotodrafitrasa io mantsy ny iraka manokan’ny Kaonfederasiona Afrikanina (Caf). Hamantarana izay tokony hohavaozina sy hamboarina izy ireo. Ho tonga rahampitso alakamisy, eto Madagasi­ka­ra, i Josua Andries Hoebeb, iraka manokan’ny Kaonfederasiona Afrikanin’ny baolina kitra (Caf). Anton-diany […]

Lapan’i tsimbazaza: tsy azo anaovana hetsika politika

Tsy azo hanaovana hetsika politika intsony eny Tsimbazaza. Ho arahi-maso akaiky izay mivezivezy eny amin’ny Antenimerampirenena. “Tsy azo hanaovana he­tsika politika intsony eto amin’ny Anteni­mi­eram­pirenena. Izay no fe­pe­tra noraisina. Tsy mandray ankoatra ny fanaovan-tsakafo ny ao amin’ny “cafétaria”. Tsy mandray olon-kafa, na mpanao politika na valandresaka ho an’ny mpanao gazety.” […]