« Sarotra ny mitsara ny zavakanto », hoy ny fomba fitenin-dry zareo tandrefana. Ho an’ny firenena tatsinanana, tsy mitombina io. Rehefa manitsaka na mandika na manimba ny soatoaviny, tsy ankatoaviny ho zavakanto velively. Ho an’ny hira manokana, tafiditra lalina amin’ny fampiasana ireo teknolojia vaovao ihany koa ny Malagasy. Tsy voatana intsony ilay […]
Other News
Voafitaka indray: mitsoaka ny taniny ny Malagasy
Iray amin’ireo firenena tsy afa-bela amin’ny fanitsakitsahana ny maha olona i Madagasikara. An-jato taona maro, nanana endrika samihafa izy io. Amin’ny ankapobeny, ny fanjakazakana an-tanin’olona nataon’ny vahiny no nipoiran’ny ankamaroan’ireny fanaovana tsinontsinona ny maha olona ireny… Hatramin’izao, mbola hita izany ! Hoy ny sehatra iraisam-pirenena : « Mahantra i Madagasikara » ! Mamaly ny Malagasy : […]
SOMBIM-BAOVAO
Hitohy ny sabotsy 6 avrily izao ny fifaninanana “Inter-Lycée », « All Step”, taranja basikety, karakarain’ny ligin’Analamanga. Anisan’ny hifanandrina ny LMA sy ny La Pie, ny Christ Roi sy ny LJF, Lycée Andohalo sy Sainte Famille ary ny Akamasoa sy ny SFX. Hotanterahina ny 1 hatramin’ny 5 mey izao, ny “shoot out […]
Baolina kitra Mahatafita : manao andrana any Maroc Ratiandrainy Nicolas
Niainga teto an-tanindrazana, ny alahady 31 marsa lasa teo, hihazo an’i Maroc, Ratiandrainy Nicolas, Malagasy mpilalao baolina kitra. Manao andrana ao amin’ny klioba RS Berkane Maroc ny tenany, mandritra ny telo volana. Raha afapo aminy ity ekipa maraokanina ity, hisitraka ny fifanarahana matihanina voalohany ho azy izy. Tsiahivina fa tamin’ilay […]
Tovondrainy Félix : hita faty tany Andaboly Toliara
Nisehoana tranga mampalahelo teo amin’ny tontolon’ny atletisma malagasy, ny alarobia hariva lasa teo. Hita faty tany Andaboly Toliara tokony tamin’ny 4 ora hariva i Félix, ilay tovolahy jamba fantatra eo amin’ny taranja atletisma. Araka ny vaovao voaray avy eo anivon’ny sekolin’ny jamba ao Toliara, efa nanomboka ny alatsinain’ny Paka lasa […]






