Other News

VAOVAO TAMBATRA

Miakatra 900 000Ar ka hatramin’ny 1 tapitrisa Ar ny vidin’ny tapakila amin’ny fitaterana ana habakabaka amin’ny sidina anatiny eto amintsika, arakaraka ny toerana hiaingana sy aleha ary ny tolotra vidian’ ny mpandeha. Mahatonga izany ny fiakaran’ny hetra eny amin’ny seranam-piaramanidina, hoy ny kaompania Madagascar Airlines. Afaka mivarotra mihoatra ny 10% […]

Ecole 42 Antananarivo : hamolavola matihanina amin’ny informatika

Hamolavola tanora ma­lagasy hahay informatika, indrindra fa amin’ny “codage” sy hitondra ny talentany any ivelany. Io no tanjona apetraky ny vondrona Axian amin’ny fanokafana ny Ecole 42 eto Antananarivo, fahefatra amin’ ny tambajotra 42 misy eto afrika. Tafiditra ao anatin’ny tambajotran-tsekoly malaza eo amin’ny informatika misy tao anatin’ny 10 taona […]

Fiaraha-miasa (3P) : laharam-pahamehana ny hamaha ny olan’ny angovo

Hamaha ny olan’ny angovo eto Madagasikara ny fiaraha-miasan’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina izay tafiditra ao anatin’ny andry telon’ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE). Natao omaly, teny amin’ny Novotel Alarobia, ny fivoriana voalohany niarahan’ny mpikamban’ny komitim-pirenena fandrindrana ny fiaraha-miasan’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina (CNPPP) izay nahitana minisitra fito […]

TSELATRA

Lehilahy iray naratra mafy tsy nahatsiaro tena ka natahorana mafy ny ainy nandritra ny lozam-pifamoivoizana teo Ankorondrano, omaly maraina. Voadonan’ny moto lehibe iray nandeha mafy izy rehefa niampita tampoka. Nidina nandamina ny raharaha ny mpitandro filaminana. Jiolahy telo lavon’ny zandarimaria tao Toliara, nandritra ny fisamborana azy ireo. Niezaka nandositra izy […]