Ho fantatra amin’ny 16 avrily ho avy izao, eny Ivandry, ny anaran’izay ho filohan’ny Federasiona malagasin’ny taranja taekwondo. Kandidà iray no fantatra fa hirotsaka ho kandidà amin’izany fifidianana izany. Hotanterahina eny amin’ ny biraon’ny Komity olympika malagasy (Com) Ivandry, ny talata 16 avrily ho avy izao, ny fifidianana izay ho filohan’ny […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Nangataka ny hanoloana ny masoivohon’ny Vondrona Eoropeanina (UE), Isabelle Delattre, ny filoha Rajoelina, araka ny vaovao navoakan’ny gazety Africa Intelligence. Voalaza ho anton’izany ny fanehoan-kevitr’io diplaomaty io mitsipaka ny famosirana ny mpanolana. Voafidy ho solontenan’ny fiarahamonim-pirenena eo anivon’ny HCDDED Rakotonandrasana Éric Stoff. Nahazo ny isam-bato 30 amin’ny 59 izy tamin’ny […]
Rasoamaromaka Hery : nampitony ireo mpikambana TGV
Notsiahivin’ny sekretera nasionalin’ny TGV, Rasoamaromaka Hery, tamin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera, omaly, fa nisokatra amin’ny antoko politika sy fikambanana samihafa ny eo anivon’ny TGV/Mapar. “Tsy voatery ho avy amintsika avokoa ireo kandidà amin’ny fifidianana solombavambahoaka eo anivon’ny Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina (Irmar). Efa nisy ny fandaminana eo amin’ny samy mpikatroka […]
Firaisankina sy fampandrosoana : mifanatona ny mpino kristianina sy silamo
Niray latabatra ny kristianina sy ny mpino silamo, omaly, ho fanamarihana ny IFTAR. Niatrika izany ny filoha Rajoelina Andry, izay mijoro ho mpampiombona ny Malagasy rehetra. Sambany teto Madagasikara! Niray latabatra ny mpino kristianina sy ny mpino silamo, nandritra ny andro fankalazana ny IFTAR. Ity farany izay fety ankalazan’ireo mpino […]
Samia tomponandraikitra
Vao mihiratra ny voamaso ny maraina dia karazan-doza no mandrakotra ny tambajotran-tserasera. Maty etsy, mitsirara sy maratra eroa. Manginy fotsiny ny loza voajanahary izay mampitondra faisana ny tsy manan-tsiny. Miraradraraka ny ra! Izay tsy manan-katao hitsaboana dia manampy isa ny maty tsy tra-drano. Hatreto, tsy mbola misy andro mihiratra […]






