Tanterahina eny amin’ny Galerie Art Raparivo Ivokolo Analakey, ny varotra fampirantiana ny hosodoko, asa tanan’i Zonasandratr’Art. Ampolony ny hosodoko miranty eny an-toerana. Nanomboka ny talata 10 janoary 2023 izany varotra fampirantiana izany ary tsy hifarana raha tsy ny 25 febroary 2023. Ity mpanakanto mpanao hosodoko ity irery no hampiranty sy […]
Other News
Le Lauréat Ratsimaholy : mampigadra enim-bolana ny fanaovana boky hosoka
Maro ny olona mivelona amin’ny fivarotana sy fanjifana boky hosoka eto amin’ny Nosy. Nanao antso avo mikasika izany ny mpanoratra boky “Le lauréat Ratsimaholy” mba hanjifan’ny olona ny boky ara-dalàna hatrany. Betsaka ny olona mivarotra boky malagasy hosoka amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera sy amin’ny fanaovana dika mitovy ary fanaovana «plagiat». “Miteraka […]
Antoko Natiora: “Fotoana hiovana toe-tsaina izao”
Naneho ny heviny mikasika ny fitondrana fanjakana sy ny tsy fahatomombanan’ny fifidianana hisy eto amin’ny firenena ny antoko Natiora. Nambaran’izy ireo fa fotoana izao hanaovana ny fanovana ny foto-pisainan’ny vahoaka malagasy rehetra sy ny mpanao politika. Miandrandra fifidianana izy ireo nefa mahita fa tsy mbola feno ny fepetra hidirana amin’izany […]
Depiote Ramaherijaona Hajanirina : “Tsy misy kaominina 15 mikatona izany any Bongolava
“Sahiko ny miteny fikononkonana ben’ny Tanàna vitsivitsy, enina na fito no any, fa tsy misy kaominina 15 mikatona. Lainga izany. Vahoaka vitsivitsy karamaina, omena 10 000 Ar no entina miakatra aty Tsiroanomandidy.” Io ny nambaran’ny depiote voafidy tao Tsiroanomandidy tamin’ny anaran’ny IRD, Ramaherijaona Hajanirina, manoloana ny fiampangan’ny governora miaraka amin’ny […]
Fifidianana: ilaina ny fahamarinan-toerana politika
Hisy fifidianana ihany amin’ity taona ity? Hatramin’izao, toa efa raiki-tampisaka amin’ny mpanao politika sasany ny tahotra sy ahiahy ny mety hisian’ny krizy politika mialoha na mandritra na aorian’ny fifidianana. Aiza ho aiza? Na ahoana na ahoana, ilaina ary takina ny fahamarinan-toerana politika hahazoana miroso amin’ny fanatanterahana ny fifidianana amim-pitokiana sy […]