Other News

Filohan’ny Fivondronamben’ny Eveka: “Nakan’ny papa Fransoa lesona ny Covid-19”

“Tampoka ny nahatongavan’ny covid-19. Nefa na tampoka aza, tokony hahay handray hatrany ny zava-misy na loza na fahasoavana ny kristianina”, hoy ny fanazavan’ny filohan’ny Fivondronam­ben’ny Eveka, ny Mgr Ra­harilamboniaina Fabien, ta­min’ireo hery velona any amin’ny diosezy iadidiany, afakomaly, momba ny hafatry ny papa Fransoa amin’ny fankalazana ny andro faha-56 maneran-tany […]

Vovonana Miaradia : maniry ny hatao faritra faha-24 ny Diaspora

Mba tena ho tompon-draharaha na any lavitra aza. Nirary soa ny vahoaka Ma­lagasy noho ny taona vaovao ny Vovonana miara-dia, ahitana antoko sy fikambanana politika maro, eo anivon’ny Diaspora, tarihin-dRasami­manana Hilarion. Natsidik’izy ireo fa hiatrika fifidianana isika. Maromaro ireo fani­rian’izy ireo. Eo ny fangatahana ny haha kandidà indray ny filoha […]

Fiatrehana ny fifidianana: mitaky ny hanadiovana ny tokontany ny MFM

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, tetsy Anosy, ny jobily faha-50 taonan’ny MFM. Anisan’ny nitondran’izy ireo ny heviny ny momba ny fifidianana sy ny fiainam-pirenena. Hentitra ny filoha nasionaly vonjimaika, Ra­kotovazaha Olivier, manoloana izany. “Mila diovina aloha ny tokontany ilalaovana vao miresaka fifidianana isika mba tsy ahatongavana amin’ny ra aman-driaka sy fifandonana”, […]

Behoririka : lehilahy iray maty, voaroba ny 130 tapitrisa Ar

Nirefodrefotra ny basy te­tsy Behoririka, omaly. Nana­fi­ka atoandro be nanahary tokony ho tamin’ny 11 ora teo ny jiolahy roalahy. Vokany, lehilahy iray 32 taona maty voatifitra. Lasan’ireo olon-dratsy ta­min’izany ny vola mitentina 130 tapitrisa Ar. Mpiasa amina “cash point” iray eny an-toerana ity lasibatra. Avy naka vola teny amin’ny banky […]

Mifety amim-pahamendrehana

Rahampitso no hivalona tanteraka ny taona. Samy efa nahavita ny jery todika sy ny tomban’ezaka avokoa angamba! Mety efa vita hatramin’ny drafitrasa amin’ny taona ho avy aza. Mba nanao ahoana tokoa re izay ny an’ny vahoaka Malagasy tsy vaky volo? Niaraha-mahalala ny fahasahiranana isan-karazany, indrindra ny olana sosialy sy toekarena. […]