Other News

Voatondro ho nanafika Cash-point : miaramila telo maty an-drano tetsy Ikopa

Nifanena tamin’ny fokonolona, nanenjika mpanafika Cash Point teny Itaosy ny miaramila efa-dahy, hamonjy fodiana. Niharan’ny tora-bato, niala ny lakana niampitany izy ireo. Maty an-drano ny telo. Mpiasa amin’ny Cash point iray kosa, no voatifitra omaly, tetsy Behoririka. Fanafihana cash-point, niafara tamina fahafatesana miaramila telolahy tetsy anatin’ny kaominina Be­masoandro Itaosy, ny […]

Ambositra : mpivarotra roa maty, jiolahy roa lavo

Nitrangana fanafihana tao amin’ny fokontany sy kaominina Fahizay, distrikan’Ambosi­tra, ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy teo. Notafihana andian-jiolahy nirongo basy tamin’izany ny mpivarotra iray eo an-toerana. Vokany, maty voatifitr’ireo mpandroba ny ra­matoa tompona tsena sy ny le­hilahy iray hafa namonjy voina. Lasan’ireo mpanafika ny vola rehetra sy ny entana maro. Raikitra […]

Famonoana karana : maty voatifitra teny Tsiadana i Davida be

Lavon’ny polisy, omaly teny Tsiadana, i Davida be, jiolahy isan’ireo nanafika sy namono teratany karana iray tetsy Be­horirika, ny herinandro teo. Hita tamin’ny “caméra de surveillance” an’ireo voatafika ny endrik’ity jiolahy ity ka nanamora ny fikarohana azy, hoy ny loharanom-baovao iray. Araka izany, fantatra ny mombamomba azy ka notadivina izy. […]

Halatr’omby : tompon’ omby sy jiolahy iray maty voatifitra

Notafihan’ny jiolahy ny to­kantrano iray tao amin’ny fokontany Bemasoandro, kaominina Vo­­himary Atsimo, Distrikan’i Vondrozo, afak’omaly. Voatifitr’ ireo dahalo teo amin’ny tratrany havanana ny tompon’omby ka maty ary lasan’izy ireo ny omby miisa telo. Nandositra avy hatrany ireo olon-dratsy taorian’izay. Tonga teny an-toerana nizaha ny zava-misy ny zandarimariam-pirenena any an-toerana taorian’izay. […]