Other News

INDRAY MIJERY

Nampiofanina ireo polisy monisipaly 50 hifehy ny fitandroana ny filaminana ao amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina, ho an’ny fifaninanana baolina kitra lehibe sy hetsika goavana. Naharitra 3 andro ny fiofanana natao teny Anosipatrana. Nomena mari­pankasitra­hana ireo mpiofana. Hiezaka hiditra anaty kaoperativa ny taxi-moto mba hampanan-kery tsara ny fijoroan’izy ireo ara-dalàna. Rafitra […]

TARATRY ny KANTO

« Namana sy mozika » etsy amin’ny CCEsca Antanimena. Fiarahana an-tsehatra eo amin’ireo tanora mpanakanto, mpihira sy mpitendry, izy ity, anio, manomboka amin’ny 3 ora. Hamerina ny hiran-dry Bruno Mars, Mahaleo, Goldman, Kiaka, Coldplay, Nanie, Jazon Miraz, Tarika ‘Zay, Tina Turner, Eric Manana, sns, izy ireo. Amin’ny fomba hanaovan’izy ireo azy. Apost, […]

Redombe bagasy : hifampizara traikefa ny SGB

Hifamotoana, anio, etsy amin’ny efitrano malalaky ny Aro Antsahavola ny Sehatra Bagasy (SBG). « Atrikefa bagasy », hizarana ny sanganasan’ireo mpamoron-kira hohiraina mandritra ilay fampisehoana « Redombe bagasy », hotanterahina ao amin’ny CCEsca Antanimena, ny 25 mey ho avy izao. Fampisehoana an-tsehatra lehibe ho an’ny tontolon’ny bagasy ny « Redombe bagasy », raha tarafina amin’ireo mpanakanto […]

Fampirantiana haikanto: maro ny hetsika manome lanja ny vehivavy

Ankoatra ireo any amin’ny sehatra hafa, mikarakara hetsika maro, entina mankalaza ny andron’ny vehivavy koa ny vehivavy mpahay kanto. Anisan’izany ny fampirantiana hosodoko sy asa soratra, izay samy vehivavy avokoa no manao azy. Miranty eny amin’ny Lapan’ny tanànan’ Ana­­lakely, nanomboka omaly hatramin’ny 10 marsa 2024, ny asa tanan’ireo vehivavy mpahay […]