9 484 ny olona traboina vokatry ny rotsakorana be niseho nanomboka ny 6 febroary lasa teo. 4 796 ireo nafindra toerana amin’ny toeram-pandraisana 16. Mahatratra 9 147 ha ny tanimbary dibo-drano ao Benenitra, Fenoarivo Atsinanana ary Toamasina II. 12 ny olona namoy ny ainy ary sivy ireo tsy hita popoka, araka ny […]
Other News
Fampiofanana olom-boafidy: nahazo fiofanana ny tomponandraikitra
Manatanteraka fiofanana mahakasika ny fitantanana raharaham-panjakana, ny Tale sy ny Lehiben’ny sampandraharaha eo anivon’ny Institut Nationale de la Décentralisation et du Développement Local (INDDL). Fiofanana izay notanterahina nanomboka omaly ary ifarana anio. Tanjona amin’izao hetsika izao ny hahafantaran’izy ireo bebekokoa ny momba ny fanjakana tsara tantana sy ny hahafehezan’izy ireo […]
Fametrahana sekretariam-panjakana : velom-panahiana ny firaisamonina sivily sasany
Raha jerena ny lasa, ny fandaniana mihoa-pampana nandritra ny taona amin’ny fampandehanan-draharaham-panjakana, manana zo feno ny olom-pirenena hitaky mangarahara, tamberin’andraikitra, indrindra fiantraikany mivaingana amin’ny fiainany andavanandro ho an’ny fampandrosoana maharitra. Izay no anisan’ny voalazan’ny fanambaran’ny firaisamonina sivily CCOC, MSIS-Tatao, ONG Hitsy, ONG Ivorary, ONG Lalana, ONG Ravintsara, omaly, ny amin’ny […]
Diplaomasia: mitohy ny fiaraha-miasa amin’ i Alzeria sy i Korea
Nahazo fankatoavana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny nahavoafidy indray ny filoha Rajoelina amin’izao fe-potoam-piasana vaovao izao. Mitohy ny fiaraha-miasa eo amin’ny samy firenena… Nanolotra ny taratasy fanendrena azy hiasa sy honina eto Madagasikara tamin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, ny ambasadaoro vaovaon’ny Repoblika alzerianina demokratika entim-bahoaka, Filali Ghouini, teny amin’ny lapam-panjakana […]
Antoko Humaniste et écologiste:”Mila havoaka ny anto-bola amin’ny kaominaly”
“Hatramin’izao, tsy mbola namoaka ny saram-pirotsahan-kofidina amin’izay maniry ho ben’ny Tanàna na mpanolotsain’ny Tanàna amin’ny fifidianana amin’ny volana novambra ny Ceni”, hoy ny mpikamban’ny antoko Humaniste et écologiste, Rakotoarisoa Dimbiniaina, ny amin’ny fifidianana kaominaly. Andrasana koa ny fanapahan-kevitry ny governemanta ny amin’ny tetiandro amin’izany. Mba tsy ho andro vitsivitsy mialoha […]






