Other News

INDRAY MIJERY

9 484 ny olona traboina vokatry ny rotsakorana be niseho nanomboka ny 6 febroary lasa teo. 4 796 ireo nafindra toerana amin’ny toeram-pandraisana 16. Mahatratra 9 147 ha ny tanimbary dibo-drano ao Bene­nitra, Fenoarivo Atsinanana ary Toamasina II. 12 ny olona namoy ny ainy ary sivy ireo tsy hita popoka, araka ny […]

Fampiofanana olom-boafidy: nahazo fiofanana ny tomponandraikitra

Manatanteraka fiofanana mahakasika ny fitantanana raharaham-panjakana, ny Ta­le sy ny Lehiben’ny sampandraharaha eo anivon’ny Ins­titut Nationale de la Décen­tralisation et du Dévelop­pe­ment Local (INDDL). Fiofa­nana izay notanterahina na­no­mboka omaly ary ifarana anio. Tanjona amin’izao hetsika izao ny hahafantaran’izy ireo bebekokoa ny momba ny fanjakana tsara tantana sy ny hahafehezan’izy ireo […]

Fametrahana sekretariam-panjakana : velom-panahiana ny firaisamonina sivily sasany

Raha jerena ny lasa, ny fandaniana mihoa-pampana nandritra ny taona amin’ny fampandehanan-draharaham-panjakana, manana zo feno ny olom-pirenena hitaky mangarahara, tamberin’andraikitra, indrindra fiantraikany mivaingana amin’ny fiainany andavanandro ho an’ny fampandrosoana maharitra. Izay no anisan’ny voalazan’ny fanambaran’ny firaisamonina sivily CCOC, MSIS-Tatao, ONG Hitsy, ONG Ivorary, ONG Lalana, ONG Ravin­tsara, omaly, ny amin’ny […]

Diplaomasia: mitohy ny fiaraha-miasa amin’ i Alzeria sy i Korea

Nahazo fankatoavana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny nahavoafidy indray ny filoha Rajoelina amin’izao fe-potoam-piasana vaovao izao. Mitohy ny fiaraha-miasa eo amin’ny samy firenena… Nanolotra ny taratasy fanendrena azy hiasa sy honina eto Madaga­sikara tamin’ny filohan’ny Repo­blika, Rajoelina Andry, ny ambasadaoro vaovaon’ny Repoblika alzerianina demokratika entim-bahoaka, Filali Ghouini, teny amin’ny lapam-panjakana […]

Antoko Humaniste et écologiste:”Mila havoaka ny anto-bola amin’ny kaominaly”

“Hatramin’izao, tsy mbola namoaka ny saram-pirotsahan-kofidina amin’izay maniry ho ben’ny Tanàna na mpanolotsain’ny Tanàna amin’ny fifidianana amin’ny volana novambra ny Ceni”, hoy ny mpikamban’ny antoko Huma­niste et écologiste, Rakoto­arisoa Dimbiniaina, ny amin’ny fifidianana kaominaly. Andrasana koa ny fanapahan-kevitry ny governemanta ny amin’ny tetiandro amin’izany. Mba tsy ho andro vitsivitsy mialoha […]