Other News

Stabilité et prévisibilité

Habituellement perçu comme périphérique, Mada­gascar s’installe désormais au cœur d’un espace stratégique en pleine recomposition : l’océan Indien. Le dialogue de partenariat tenu le 14 avril avec l’Union européenne en offre une illustration claire. Derrière les formules diplomatiques, une réalité s’impose : la Grande île n’est plus seulement un bénéficiaire […]

TSELATRA

Lehilahy iray, mpitondra moto, maty tsy tra-drano tetsy Ambodimita omaly hariva. Avy aty Antananarivo ilay kodiaran-dro notaingenana olon-droa. Nidona mafy tamin’ny taxi-be, zotra D, nifanena taminy izy ireo. Maty tsy tra-drano nandritra izany ny mpamilin’ilay kodiaran-droa. Tapa-tongotra ilay noentina. Efa nalefa notsaboina any amin’ny hopitaly ilay naratra. Tonga teny an-toerana […]

Nitroatra ny vahoaka : May ny biraon’ny polisy ao Vohémar

May nodoran’ny mponina ny biraon’ny polisy ao Vohe­mar, omaly. Nitaky ny hamoahana lehilahy tompon’antoka tamin’ny vono olona niseho tany amin’ny fokontany Ma­nam­bery, kaominina Ampon­dra, afakomaly alina izy ireo. Nitaky ny hanaovana fitsaram-bahoaka io olona io izy ireo fa tsy namoaka izany ny polisy. Mba ho fisorohana ny fitsaram-bahoaka, nafindra toerana […]