Tovolahy iray hita faty nihantona tamin’ny tady tao amin’ny fokontany Ambodifahitra, kaominina Ambohitrabiby, distrikan’Avaradarano, omaly. Nifatotra tady teo amin’ny tendany io lehilahy io ary nikirazorazo avy eny ambony hazo. Nahitan’ny zandarimaria nanao fanadihadiana harona plastika niampy taratasy tsy lavitry ny razana. Nisy ny laharana finday an’ny fianakavian’ny maty sy hafatra […]
Other News
Fahapoizinana ara-tsakafo: Olona 32 ifamonjena eny amin’ny hopitaly
Voapoizina tamin’ny sakafo ny olona miisa 32 ka manaraka fitsaboana eny amin’ny hopitaly, hatramin’izao. Namonjy fetim-pianakaviana teny Ambohijanaka izy ireo ny alahady teo. Tsy mbola fantatra ny sakafo nahatonga ny loza. Arahi-maso akaiky eny anivon’ny hopitaly ny fahasalaman’ny olona miisa 32 mianadahy mianaka izay tratran’ny fahapoizinana ara-tsakafo teny amin’ny fokontany […]
Tsipy kanetibe – Mada 2026 : Hatao any Antsirabe ny fifaninanana
Ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, ho an’olon-telo miaraka no hisantaran’ny federation sport boule malagasy (FSBM), ny fifaninanana ho an’ny taom-pilalaovana 2026. Hotanterahina any Antsirabe izany, manomboka ny zoma 17 ka hatramin’ny alahady 19 avrily ho avy izao. Olon-telo miaraka no hatao amin’izany ka takina amin’ireo mpifaninana rehetra ny tsy maintsy […]
SOMBIM-BAOVAO
Tontosa ny alahady lasa teo, teny Andohatapenaka ny antsapaka ho an’ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondaka “Federal 2”, taranja rugby. RCSA Anosibe hidona amin’ny CRAI Ambalavao Isotry ary Rosa hifanandrina amin’ny FTAT Anosibe. Fihaonana, hotanterahina ny alahady 19 avrily ho avy izao, eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Hotanterahina ny alahady […]
«Ligue des champions» : Mety hilalao i Barcola ho an’ny PSG, anio
Hotanterahina amin’ity anio ity ny lalao ampahefa-dalana miverina, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra “ligue des champions”. Ho fantatra eo izany, ny ekipa roa voalohany tafita, amin’ny manasa-dalana. Hisantatra izany, ny fihaonan’ny Paris ST Germain sy ny Liverpool. Hampiantrano an-dry zareo parizianina amin’ity, ny anglisy. Lalao […]






