Mizotra araka ny nandaminana azy ny fandaharam-potoana nomanin’ny Sehatra Ba Gasy (SBG). Ny asabotsy 10 desambra izao, manomboka amin’ny 2 ora sy 30mn tolakandro ka hatramin’ny 5 ora hariva, ao amin’ny Aro Antsahavola, roso amin’ny «Zarasehatra» mamaramparana ny taona 2022 ny SBG. Fantatra fa ny tarika Aro Kanton’ny Fahiny, izao […]
Other News
Tontolon’ny hatsikana: isan’ny hiatrika ny « Prix RFI Talents de rire 2022 » i Sombiniaina
Nivoaka ny zoma 2 desambra 2022 ny lisitry ny mpandray anjara hiatrika ny “Prix RFI Talents de rire 2022” andiany faha-8. Voafidy ho isan’ny mpifaninana 10, hiatrika izany i Sombiniaina na Ranarivelo Sombiniaina, mpanao hatsikana malagasy. Fifaninanana ho an’ny mpanao hatsikana monina aty amin’ny faritra Afrika, miteny frantsay sy ny […]
Foiben’ny arsivam-pirenena : horesahina ny mpitsidika ny mozea
Anisan’ny fiovana lehibe amin’ny fomba fiasan’ny foiben’ny Arsivam-pirenena eny Tsaralalana ny fanatanterahana tsy miato ny «Atrikasa 2022». Lohahevitra sy mpandaha-teny maro no efa nifandimby nanatontosa izany. Ho an’ny 9 desambra izao, hifantoka amin’ny «Ny mpitsidika ny mozea sy ny asa fikajiana ny vakoka» ny velakevitra hoentin-dRazafindramboa Marie Hortense, mpitahiry vakoka. […]
Santatra am-bavarano…: haneho voalohany ny endriky ny tariny i Mbola Talenta
Talenta, Zandry Gasy, Vetsonkira, Anoka Bà Gasy, Tamboho, sns. Santionany tamin’ireo tarika natsangany na nisy an’i Mbola Talenta ireo. Tsy nialany akory, fa sady hifototra bebe kokoa amin’ny tarika Mbola Talenta ihany koa izy. Anarana heno matetika etsy sy eroa… Tarika maro no efa natsangany sy misy azy, saingy izao […]
Ady amin’ny famatsiam-bola: hiara-miasa ny Samifin sy ny mpahay kaonty
Vita sonia teny Ambohijanaka, afakomaly, ny fifanekem-piaraha-miasa eo amin’ ny Samifin sy ny holafitry ny mpahay kaonty (expert comptable). “Mikirakira kaontin’ny manan-draharaha ao aminy no ataon’ny mpahay kaonty. Koa raha mahita zavatra manaitra azy mety ho famotsiam-bola na famatsiam-bola asa fampihorohoroana izy, mankany amin’ny manan-draharaha aminy manontany izany”, hoy ny […]