Other News

Tenisy – « J200 Cairo » : Laharana fahatelo i Voavy Mitia

Tsara ny vokatra ho an’i Madagasikara tamin’ny fifaninanana « J200 Cairo » izay natao tany le Caire Egypte. Nandrombaka ny medaly alimo i Madagasikara. Nifarana ny sabotsy lasa teo, ny fifaninanana “J200 Cairo”, taranja tenisy, sokajy “junior”, lahy sy vavy, izay natao tany le Caire Egypte, ny 5-10 febroary. Nandrombaka ny medaly […]

Sombim-baovao

Notontosaina nanomboka ny faran’ny herinandro lasa teo ny andro voalohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara « Pureplay Football League », taranja baolina kitra. Lavon’ny Elgeco Plus tamin’ny isa 1 no ho 0 ny Disciples FC Vakinankaratra. Tsara marihina fa miray vondrona ao amin’ny Kaoferansy avaratra ireto klioba roa ireto. Hotontosaina manomboka rahampitso […]

Lomano-« Mondial 2024 »: hiditra an-tsehatra rahampitso i Tendry

Nanomboka omaly, tao Doha Qatar, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja lomano. Araka ny efa fantatra, manana solontena amin’ity fifaninanana ity i Madagasikara, ahitana an’i Tendrinavalona Idealy sy Raharvel Jonathan. Raha ny fandaharam-potoana, rahampitso talata 13 febroary no hiditra an-tsehatra i Tendry. Hanombohany izany ny sokajy 100m dos ary […]

Fiainana klioba: manana « centre sportif » sy « école de foot » ny Mama FC

Miezaka ny ho matihanina ny klioba Mama. Amin’izao fotoana izao, manana ny fotodrafitrasa ara-panatanjahantena ho azy manokana izy ireo. Kianja ho an’ny baolina kitra sy tsipy kanetibe ary nanangana «Academie de foot » ho an’ny kilonga ihany koa. Anisan’ireo klioba manana ny «centre sportif » ho azy manokana ankehitriny ny Mama FC. […]