Other News

FANTINA sy FINTINA

Nahazo fanasana hanatrika ny ”Sommet mondial des gouvernements », hatao any Dubaï, ny 12 hatramin’ny 14 febroary izao, ny filoha Rajoelina Andry. Handray fitenenana izy rahampitso, manoloana ireo delegasiona marobe miatrika ity fivoriambe ity. Ny filoham-pirenen’ny Emirats Arabes-Unis, Mohamed Ben Zayed Al Nahyane, no nandefa ny fanasana. “Mitohy ny asan’ny vovonan’ny […]

Fiatrehana fifidianana : tombontsoa ny fanaovana fanentanana

“Hamafisina ny fanentanana ny olom-pirenena amin’izay fisoratana anarana izay. Tom­bontsoa ho an’ny antoko politika sy ny firaisamonina sivily ny manamafy an’izay fanentanana izay, satria fifidianana manakaiky vahoaka ny hatao manaraka eo: ny ben’ny Ta­nàna sy ny mpanolotsaina ary ny depiote, izay olom-boafidy tena fidodododoan’ny olom-pirenena amin’izay hanehoany ny hetahetany sy […]

Ny taky… fitaka

  Ny toky fitaka fa ny atao no hita. Manome toky izay hamitaka. Izay no maha fitaka ny fitaka: endrika ivelany fa tsy arakaraka ny vava izay atao, amin’ny farany vao hita ny fitaka mahavoa. Izay itokisana no mamitaka? Izay tsy itokisana kosa na efa fantatra ny toetrany sy ny […]

Loholona Eric Besoa: “Tsy vitan’ny mpitondra irery ny fampandrosoana”

Notokanana ny zoma teo ireo fotodrafitrasa maro voatsangana ao Moramanga. Manoloana izany, nanome hafatra ho an’ny vahoaka ny loholona Besoa Erick mba hikojakojana izany. “Hafatra omena ny va­hoaka mampiasa ireny fotodrafitrasa lafo vidy ireny dia ny mba hikojakojana miaraka ny fampandrosoana. Tsy vitan’ny mpitondra irery izany, fa hazakazaka lavitra ezaka: […]

TSELATRA

Lehilahy iray hita faty nananton-tena tamin’ny tady tao amin’ny fokontany Betsiraha, kaominina ambanivohitra Lopary, distrikan’i Vangaindrano, afakomaly. Nentin’ny hamamoana; nifamaly tamin’ny rainy izy ka nodorany ny trano. Nifampitadiavan’ny fianakaviany io lehilahy io saingy tsy hita raha tsy tamin’ny 11 ora alina. Nihantona tamin’ny tady teo ambony hazo tao Antranombazaha izy. […]