Other News

La Fouine sy Gazo: Seho iraisam-pirenena sy matihanina ny anio

Mpihira manana ny toerany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena no mandalo eto Madagasikara. Hanatanteraka fampisehoana, anio, etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Hitazona ihany koa ny maha izy azy. Fampanantenana lehibe roa sosona no azon’ireo mpankafy ny sanganasan’i Gazo sy La Fouine, oma­ly. Andaniny, avy any amin’ny Nas Prod mpikarakara ny fampisehoana, […]

Cosmos : Nanokatra magazay vaovao

Manakaiky ny mpanjifa sy vonona hanome ny tsara ha­trany ny Cosmos. Nisokatra nanomboka omaly, etsy Andre­fan’Ambohijanahary, ny magazay faha-20 hanomezana fahafaham-po ny rehetra. « Hita ety an-toerana avokoa ireo vokatra maro isan-karazany mampiavaka sy namantarana ny magazay hatramin’izay », hoy ny tomponandraikitry ny seraseran’ny magazay, Ralimina Felana. Midadasika sy manara-penitra […]

Ceo Summit Indian Ocean : Mametraka ny sehatra tsy miankina ho ivon’ny fampandrosoana

Manao antso avo hanovana ny fijery ara-toekarena ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny kolonely Randrianirina Michaël, nandritra ny fanokafana ny “Ceo Summit Indian Ocean”, andiany faharoa, teny amin’ny Novotel Ivandry, omaly. Nasongadiny fa « avokavoka mampiaina sy mampandroso ny firenena ny mpandraharaha ». Nifantoka tamin’ny zava-misy sy ny olana […]

FANTINA sy FINTINA

Voatendry ho Préfet de police eto Antana­narivo ny administratera sivily Andriasy Vonjy Maminjanahary. Tapaka tamin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, teny Iavoloha izany. Efa sefo distri­kan’Ambatolampy sy Antanifotsy ny tenany nialoha izao fanendrena izao. Tsiahivina fa voafidy ho mpikamban’ny Ceni ny Préfet teo aloha, Rajafetra Setraniaina. Niavaka ny tao amin’ny minisitera […]

Antenimierampirenena: Hifanatrika ny depiote sy ny Praiminisitra

Nivoitra tamin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, teny Iavoloha, ny fivoriana tsy ara-potoan’ny Antenimie­ram­pirenena. Hanomboka amin’ny alatsinainy izao izany. Fi­haonana voalohany eo amin’ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana sy ireo depiote. Anisan’ny ho tafiditra ao anatin’ny lahadinika amin’izao fihaonana izao ny hanoloran’ny Praiminisitra ny Fandaha­ranasa ankapoben’ny fanjakana (PGE). Eo koa ny momba ny […]