Other News

Fametahana lalana rarivato Hanofana tanora 800 ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy fanofanana arakasa

Miteraka rohim-pihariana ny famakiana vato ka ho lasa asa fiveloman’ny tanora vita fiofanana omen’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy fanofanana arakasa. Hisitraka fiofanana avokoa ny faritra rehetra hitondra fampandrosoana amin’ny fanatsarana ny lalana ho lasa rarivato (pavé).       Manana toerana ahitana vato betsaka i Madagasikara. Azo havadika ho rarivato, hanamboaran-dalana izany ka […]

Indray mijery

Hiverina ny oram-baratra manerana ny Nosy manomboka rahampitso hatramin’ny alatsinainy. Ambany, amin’ny ankapobeny, ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra teto Antananarivo, nandritra ity herinandro ity. Ho an’ny telo andro ho avy, vinavinaina ho ambany, amin’ny ankapobeny, ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra. Tonga teny amin’ny “Amphithéâtre Ampefiloha et Annexes” ny tomponandraikitra androany zoma 2 […]

Taratry ny kanto

Da-Hopp eny amin’ny Caesar Grill. Manohy mizara ny”Rap mandrakizay” hatrany ry zalahy… Manome fotoana ireo mpankafy ny rap gasy, na tanora na tanora zokiny, eny amin’ny Ceasar Grill Soanierana, ry Ben-J sy ny tariny anio, manomboka amin’ny 6 ora hariva. Fotoana fanararaotra ho an’ireo mpiondana elaela tsy nihaona, mandra-pisian’ny seho […]

IFM Analakely: hisy ny tafatafa iarahana amin-dRamanankavana Elie

Tanterahina anio, eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM), Analakely, ao anatin’ny hetsika « Conversation litteraire », ny resadresaka arahina adihevitra iarahana amin-dRamanankavana Elie, Malagasy mpaka sary pika. Ny mahakasika ny boky « Jacques Rabemananjara, l’œuvre poétique » no resahina ao anatin’izany. Fotoana lehibe hifampizarana eo amin’ny samy mpahay kanto na dia samy […]

MSK: mitohy ny asa hanatrarana ny tanjona

Teren’ny fe-potoana napetraky ny Filoham-pirenena ireo mpikambana ao amin’ny governemanta dia ny 100 andro, taorian’ny nanendrena azy. Asa mivaingana ao anatin’ny fotoana fohy, araka izany, no takiana. Ho fanatanterahana izany, niroso tamin’ny fifampindram-pahefana ny eo anivon’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina, omaly. Nandray ny toerany ny sekretera jeneraly vaovao, Rakotondrasoava […]