Notsipihin-dRakotondrainibe Herivelo, manam-pahaizana amin’ny rano (hydrologue), fa fototry ny fiveloman’ny mponina ny fifehezana ny rano manoloana izao fiovan’ny toetr’andro izao. Nosinganiny fa ampy tsara ny tahirin-drano any amin’ny faritra niasan’ny Base Toliara, araka ny fanadihadiana nataony. Manam-pahaizana amin’ny rano Rakotondrainibe Herivelo. Aminy, ilaina ny fametrahana drafitrasa mazava amin’ny sehatry ny […]
Other News
Indray mijery
Nanaovan’ny ONG Cœur et Conscience hetsika manokana ireo zaza tsy misitraka ara-dalàna ny zony tao amin’ny kianja mitafon’Antsiranana I, ny faran’ny herinandro lasa teo. Notontosaina nandritra io fotoana io ny fizarana loka ho an’ireo mpianatra mendrika tamin’ny fifaninanana « Evénement de solidarité », « Génération Cœur et Conscience » ary […]
Tsiahin’ny lasa: hiaka-tsehatra etsy Antsahamanitra ny Kaiamba
Tsy fahita firy ary tena hiavaka ity indray mandeha ity. Hiaka-tsehatra etsy Antsahamanitra, ny alahady 4 desambra izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro ny Kaiamba. Anisan’ny hitondra ny talentany amin’izany ry Jean kely & Basth, Daddah samy Malagasy – Christian Egebaest – Prosh’Ely – Charles Martin – Simon Randria – […]
Fahaiza-mandaha-teny: hanamarika ny faha-15 taonany ny Madagaslam
15 taona nampahafantarana, nampiainana ary nizarana ny slam. Tsy handalo fotsiny izany hoan’ny fikambanana Madagaslam, fa homarihina amin’ny hetsika maromaro. Nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety tetsy amin’ny Institut Français Madagascar (IFM) Analakely ny fikambanana Madagaslam, omaly. Nampahafantatra ny momba ny slam sy ny hetsika hotontosaina amin’ity taona ity izy […]
DJ Natoo: hitondra ny “Moonlight party”
Hafana indray ny fiarahana amin’ity faran’ny herinandro ity. Haneho ny maha izy azy ireo kalaza amin’ny fampandihizana sy fikosehana kapila miarahalahy, iarahana amin-dry DJ Cyemci sy DJ Natoo anio zoma 25 novambra. rahampitso kosa indray, hisy ny “Moonlight party” iarahana amin’ny DJ Natoo hatrany etsy amin’ny Ethnika Analakely, manomboka amin’ny […]