Namory ireo tomponandraikitra ambony rehetra eo amin’ny fitantanana ny fonja ny minisitry ny Fitsarana, Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana, ny herinandro teo. Fepetra maromaro no noraisina tamin’izany. Anisan’ny fanapahan-kevitra noraisina ny fanamafisana ny filaminana anatin’ny fonja. Tafiditra indrindra ho amin’ny fitsinjovana ny fandriampahalemana sy ny filaminam-bahoaka amin’ny ankapobeny izany. “Tsy azo ekena […]
Other News
Miova andriana !
Miova sata, miova andriana…sa miova andriana ka manova sata? Samy mety hilazana ny zava-misy momba ny tontolo politika eto amin’ny firenena ireo. Iza tokoa no tsy sasa-miandry izay ho firafitry ny governemanta vaovao ho avy eo? Izay tsy misy mipika hatramin’izao ny ho mpikambana ao anatiny. Ny governemanta izay nametra-pialana […]
Tselatra
Lehilahy nanolan-jaza matin’ny fitsaram-bahoaka tao Maroantsetra, ny faran’ny herinandro teo. Zazavavy enin-taona nanamparany ny filan-dratsiny. Nenjehin’ny fokonolona tao an-tranony ilay nahavanon-doza saingy tafaporitsaka. Tratra ity farany ary maty rehefa niharan’ny fitsaram-bahoaka. Notsaboina ilay zazavavy nihosin-dra. Lehilahy iray mpamboly rongony nosamborin’ny mpitandro filaminana tao Ivohibe, fokontany Antanimandeha, kaominina Miantsoarivo, distrikan’Arivonimamo, ny […]
Misoloky amin’ny jiro mora: jiolahy nisandoka ho iraka avy amin’ny antoko TGV
Natolotra ny fampanoavana omaly, ny jiolahy iray nisoloky ho iraka manokana avy amin’ny Arena, misy ny foibe nasionalin’ny antoko TGV. Ny sabotsy 23 desambra 2023 teo no nisy olona tonga nitaraina tao amin’ny kaomisarian’ny polisy ao Arivonimamo, momba ny fisian’ity mpisoloky gagilahy ity. Voaporofo fa ao amin’ny tanàna iray antsoina hoe […]
Orange Pro League: la nouvelle saison doit se terminer en juillet
Suite à la participation de trois clubs (Ajesaia, l’Elgeco Plus et le Disciples FC), au Grand Tournoi d’Antananarivo (GTA), la nouvelle saison de l’Orange Pro League (OPL), le Championnat de la division Elite de football à Madagascar, ne débutera qu’en février 2024. Le temps ne joue pas en faveur de […]






