Tsy tokony ho zava-baovao amin’ny Malagasy ny hoe «mahay zavatra». Saingy, simba tsikelikely izany noho ny antony maro. Satria, ao anatin’ny vanim-potoana fiverenana any amin’ny fototra, izao tontolo izao. Ho an’i Madagasikara manokana, mipoitra etsy sy eroa ireo milaza fa «mahay zavatra». Mahafantatra ny hoavy. Mahay mampitombo vola aman-karena. Mahay […]
Other News
“Dobok’amponga” : sehon’ireo mpianatry ny Amponga MDS
Fampianarana mozika mahomby? Ny fahaizan’ny mpianatra ihany no afaka manamafy izany. Efa nanome porofo kosa ireo mpianatra ao amin’ny Amponga-Music & Drum School, raha tsy hiteny afa-tsy ny fandraisana anjaran’izy ireo tamin’ ny “Ankizy Mozika Festival” farany teo fotsiny. Ho fanamafisana izany, mbola hisy ny seho “Dobok’Amponga”, izay hotontosaina ny […]
Hakanto Contemporary : haikanto maroloko no handravaka ny fampirantiana «Nouvelle Terre»
Ankoatra ireo efa hita eny an-toerana ankehitriny, mitohy hatrany ny fiaraha-miasan’ity ivontoerana ity amin’ny mpahay kanto maro samihafa, ho fampiroboroboana ny kolontsaina sy ny haikanto ary ho tosika ho an’ny mpahay kanto. Tanterahina manomboka ny 6 janoary 2024, eny amin’ny Hakanto Contemporary Ankadimbahoaka, ny fampirantiana «Nouvelle terre», karakarain’ity ivontoerana ity. […]
Fifamoivoizana : natao ho an’ny rehetra ny fahaizana ny lalàna
Tsy ny mpamily fiara sy moto ihany no mila mahay ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana fa ny olon-drehetra. Tokony hoezahina ampianarina ny rehetra, miainga any amin’ny ankizy izany, raha ny fanadihadiana natao. Ankoatra izay, tokony hianatra ny fahaiza-miaina sy ny fahalalam-pomba eny an-dalana ihany koa ny tsirairay. Sokajina ho mpampiasa lalana avokoa ny mpamily fiara […]
FANTINA sy FINTINA
Miato aloha ny fizarana jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro, tanterahin’ny filoha Rajoelina Andry. Hiverina hitohy izany ny alatsinainy 18 desambra izao. Tsiahivina fa mitondra karatra maha mpikambana sy karapanondro ary karnem-pokontany ireo hisitraka izany. Miisa fito hatramin’izao ireo filoham-pirenena Afrikanina ho avy hanotrona ny fametrahana ny filohan’ny Repoblika. Andro hanaovany […]






