“Feno 44 taona ny datin’ny 12 desambra 1979, nisian’ny fehinkevitry ny Firenena mikambana (ONU) izay manainga ny firenena malagasy sy firenena frantsay hifampiresaka. Feno efa-taona ny fakan-kevitra natao teny amin’ny CCI, Ivato, tamin’ny 11 desambra 2019, momba an’ireo Nosy malagasy”. Izay fampahatsiahivan’ny filohan’ny Otrikafo, Rabevahiny Elia, omaly, momba ny fitakiana […]
Other News
Manaraka fandaminana
Efa somebiseby ny mpanohana ny filohan’ny Repoblika amin’ny fety aman-danonana ho tanterahina amin’ny sabotsy. Mandray fiaingana vaovao indray ny lamasinina ho amin’ny dimy taona manaraka. Na inona na inona aloha natao hanakanana ny fifidianana dia vita izy izay. Lany ny filoha teo amperinasa, manohy ny dingana sy ny lalana […]
Fianianan’ny filohan’ny Repoblika: hizarana tapakila avokoa izay ho eny Mahamasina
Nitondra fanazavana tetsy Mahamasina, omaly, ireo tomponandraikitra isan-tokony amin’ny fanatanterahana ny lanonana fametrahana ny filohan’ny Repoblika ny sabotsy izao. Efa vonona avokoa ny arofenitra rehetra sy ny fandrindrana ny filaminana. Hisokatra amin’ny 6 ora maraina ny vavahadin’ ny kianjabe. “Hizarana tapakila avokoa ireo rehetra hanatrika ny lanonana ary tsy hisy […]
TSELATRA
Zazalahy voairaka hitoto vary, hita faty natelin’ny rano tao Manampotsy, faritra Atsinanana, afakomaly. Niandry filaharana teo amin’ny fitotoam-bary izy ka nanararaotra nilalao rano. Tsy hita popoka nanomboka tamin’ny 3 ora tolakandro. Navoakan’ny rano afakomaly hariva ihany io tovolahy io saingy efa tsy nisy aina intsony. Tovolahy hamonjy fianarana, maty voahosin’ny […]
Fipoahana herinaratra : mpianaka niara-maty kilan’ny afo
Niezaka hanavotra ilay menaky ny ainy, maty tsy tra-drano ny renim-pianakaviana iray sy ny zanany tao Tanamakoa 12/14, Toamasina, afakomaly alina. Nirefotra tampoka ny kaonteran-jiro, araka ny nambaran’ny fokonolona. Efa tafavoaka ny trano ilay vehivavy renin’io zazalahy kely io. Niredareda tao anatin’ny minitra vitsy ny afo. Nikiry niverina hamonjy ilay zanany anefa io renim-pianakaviana […]






