Niakatra fampanoavana omaly, naiditra am-ponja eny Antanimora ny vehivavy sy lehilahy iray voasambotra tetsy Ambohidratrimo. Malaza ratsy ho mpanaparitaka io karazan-java-mahadomelina io izy roa ireo. Nanao fidinana ifotony ny zandarimaria miasa ao an-toerana ary natao ny fisavana ny 10 desambra teo. Tratra tao amin’ireto mpivarotra ireto ny fonosana rongony mitotaly […]
Other News
Tsy fandriam-pahalemana : dahalo enina maty, iray azo sambo-belona
Mahery vaika ny fifandonana eo amin’ny mpitandro filaminana sy ny dahalo any amin’ireo faritra voasokajy ho mena manerana ny Nosy. Dahalo enin-dahy maty voatifitra ny alin’ny alatsinainy 11 desambra teo. Manoloana ny halatra omby miseho lany, dahalo enina raindahiny lavon’ny mpitandro filaminana, ny alin’ny 11 desambra teo. Distrikan’i Mandoto, Antsalova sy hatrany […]
13 desambra 2023
Tir en l’air du 13 décembre 2023
Projet Purpa: Objectif de 139.100 bénéficiaires
Le Projet d’urgence pour le renforcement de la production alimentaire (Purpa) prévoit de faciliter l’acquisition de kits d’intrants à 139.100 bénéficiaires dans ses 20 régions d’intervention à Madagascar. Sous tutelle du ministère de l’Agriculture et de l’élevage (Minae) et financé par la Banque africaine de développement (Bad), le Purpa mise […]






