Other News

Fampisehoana « Cirque »: hisitraka ny hetsika ny eny Besarety

Hitohy anio, eny amin’ny Kianja mitafo Besarety, ny fampisehoana iarahana amin’ny Aléas Circus. Fampisehoana « Cirque » maimaimpoana ho an’ny vahoakan’Antananarivo sy ny manodidina izy ity. Tanisa, tsingeringerina, hakingan-tanana sy ny nahafantarana ny Aléas Circus hatramin’izay no ho hita mandritra ity hetsika ity. Maimaimpoana, saingy ho an’ny mihoatra ny 14 taona ihany […]

Rindrankira bagasy: any Nairobi Kenya i Mbosa sy i Mimi

Anisan’ny tantara tsy fahita firy eo amin’ny tontolon’ny bagasy. Raha ny kaontinantan’i Eoropa no manavanana ny mpanakanto hanehoana ny talentany hatramin’izay. Niova izany, satria, nisafidy ny atsy Afrika i Mbosa sy i Mimi. Rahampitso, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro (ora any an-toerana), ao amin’ny Hekim University Riara Road, hanakoako ao Nairobi Ke­nya […]

SOMBIM-BAOVAO

Hanaraka fiofanana any amin’ny klioba frantsay D2, Paris FC, ny Malagasy mpanazatra Barea, Rakotondrabe Romuald Felix. Natao hampivoarana ny Malagasy teknisianina izany. Tsiahivina fa fanamby goavana no miandry an’i Rôrô, handraisan’i Madagasikara anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial 2026”. Nihemotra tany amin’ny faha-109 ny laharan’i Madagasikara raha ny […]