Other News

Basikety: nodimandry omaly ny Coach Bomba

Misaona ny tontolon’ny basikety malagasy. Nodimandry omaly, tao amin’ny hôpitaly HJRA, Randriamanalina Heri­lanto, fantatry ny maro amin’ny anarana Coach Bomba. Araka ny loharanom-baovao, tojo tsy fahasalamana ny tenany ka naiditra hopitaly, indrisy, izao tsy tana izao ny ainy. Tsy nilaza mazava ny aretina nahazo azy ny fiana­kaviany. Fantatra teo amin’ny […]

Baolina kitra mahatafita : resy lahatra ny haka Malagasy mpilalao ireo vahiny teknisianina

Notontosaina nanomboka ny alatsinainy 27 novambra teo, teny Mahamasina, ny fifantenana ireo mpilalao miisa 60. Nahasarika ny vahiny ny fahaizan’ny Malagasy ny taranja baolina kitra. Notanterahina omaly, teny amin’ny kianja Barea Mahamasina ny valandresaka niarahana ta­min’ireo vahiny teknisianina miisa 4. Ahitana an’i Abde­nord Belkaci, Losc Lille D1 France, i Wassim Gharmoul, White Caps […]

Cirque : Lalao ara-panatanjahantena mila fitandremana sy fahatokisan-tena

Taranja ara-javakanto mifangaro lalao ara-panatanjahantena mila fitandremana sy fahatokisan-tena, noho izy io somary mahery setra, ny antsoina hoe “cirque”. Ivondronan’ ny ankizy sy tanora hanomezan’izy ireo ny kanto ho an’ny mpankafy izany. Amin’ny ankapobeny, ahitana fihetsika mahery setra sy atahorana ary mampitaintaina ny filaloavana ny “cirque”. “Noho izy io ahitana fihetsika mifanipy […]

FANTINA sy FINTINA

Tsy mitombina sy tsy azo raisina ny voka-pifidianana havoakan’ny HCC, anio, araka ny fanambaran’ny Vondron’ny kandidà 11. Miantso ny hery rehetra eto amin’ny firenena izy ireo hisokatra sy hiaraka hanohy ny tolona. Tsy ho ela intsony izany. Hanomboka anio ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy (Rale). Hifarana amin’ny tapaky […]

Rabary Paul : “Notsarain’ny vahoaka tamin’ny fifidianana ny fifanolanana politika”

“Notsarain’ny vahoaka tamin’ny fifidianana ny adihevitra politika rehetra mety nampifanolana”, hoy ny fanehoan-kevitry ny mpandinika fiarahamonina, Rabary Paul, momba ny toe-draharaham-pirenena taorian’ny fifidianana. Anisan’ny nampifanolana ny hoe: tokony hitondra firenena ve ny olona manana zom-pirenena hafa? Eo koa ny fitsarana ny amin’ny fitantanan’ny filohan’ny Repoblika: ne­ken’ny vahoaka. Faharoa: inona ny […]