La Haute cour constitutionnelle (HCC) n’attendra pas la publication des résultats provisoires de la Commission électorale nationale indépendante (Ceni) pour commencer à examiner les PV auprès des Sections chargées du recensement matériel des votes (SRMV). Cela, afin de respecter le délai légal pour la publication officielle du résultat. «Nous n’attendons […]
Other News
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2023-11-22
Talatamaty: fianakaviana nandroba 50 tapitrisa Ar mahery
Fianakaviana mihitsy no nivadika nanao asan-jiolahy teny Talatamaty, afakomaly. Lasan’izy ireo tamin’izany ny vola 50 tapitrisa Ar tao amina orinasa iray eny an- toerana Niray tsikombakomba nangalatra ny vola 50 tapitrisa Ar mahery tao amina orinasa iray ny mpiasa lahy sy ny fianakaviany ka tratra, afakomaly. Niandry ny firavan’ny mpiara-miasa […]
INDRAY MIJERY
Hanatanteraka atrikasa handraisan’ny fiarahamonim-pirenena anjara ny BIANCO, anio sy rahampitso, ho fandinihana sy ho fanatsarana ny fomba fiasa manoloana ireo endrika kolikoly iainan’ny olom-pirenena, amin’ny dingana sy fepetra ahafahana misitraka fisotroan-dronono ho an’ny mpiasam-panjakana, sahanin’ny Trésor sy mpiasa tsy miankina, karakarain’ny CNaPS. Nihaona ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, profesora Randriamanantany Zely […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny alahady ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Rugby, sokajy vehivavy. Hisy lalao roa eny an-toerana mandritra izany. Anisan’izany ny fifanandrinan’ny FTVL Lalamaty sy ny ASUT ary ny adin’i Sabnam Sabotsy sy ny Rosa Antohomadinika. El Hadari, Malagasy mpilalao baolina […]






