Other News

Fifanintsanana « Mondial 2026 »: hifanandrina amin’i Comores i Madagasikara

Notanterahina ny alatsi­nainy lasa teo ny andro faharoan’ny fifanintsanana isam-bondrona hiatrehana ny “Mondial 2026”, taranja baolina kitra. Raha ho an’ny sokajy “I”, nahazo isa telo i Mada­gasikara rehefa nandresy an’i Tchad tamin’ny isa 3 no ho 0, tany Maroc. Ny ekipam-pirenen’i Comores no hifanan­drina amin’ny Malagasy mpilalao, ny volana jona […]

Amboaran’i Madagasikara : hanala vela amin’ny Tam ny Mang’Art

Hanomboka ny alahady ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny fiadiana ny amboaran’i Mada­ga­sikara, taranja Rugby. Anisan’ireo lalao tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ny Tam Anosibe sy ny Mang’Art Manjakaray. Mbola manala vela amin’ny ekipan’Anosibe ny mpilalaon’i Manjakaray. Lavon’ny Tam tany amin’ny segoandra farany ny Mang’Art nandritra ny ampahavalon-dalan’ny […]

“Road to BAL” – Elites 16 : resin’ny City Oilers 81 no ho 76 ny Cospn

Niditra an-tsehatra omaly, ao anatin’ny dingana faharoan’ny fifanintsanana amin’ny “Road to BAL”, Elites 16, taranja Basikety, ny Cospn Madagasikara. Fifaninanana tontosaina any Johannesburg, Afrika Atsimo. Isa 5 monja ny nandavoan’ ny City Oilers avy ao Ou­ganda ny ekipan’ny Cospn Madagasikara, nandritra ny andro voalohany, omaly. Niady tanteraka ny fihaonana ary […]

VAOVAO TAMBATRA

Laharam-pahamehan’ny CNIM ny tontolon’ny fambolena, ny lamba, ny lohamenaka, ny indostria mpanodina ny harena an-kibon’ny tany ary ny famokarana angovo azo avaozina. Hanao tatitra isaky ny enim-bolana momba ny fandrosoan’ny fanatanterahana ny fifanekena ny filankevitra nasionaly ho amin’ny fampiroboroboana ny indostria eto Madagasikara. Nisokatra omaly tamin’ny telo ora tolakandro, ny […]

Fampiroboroboana ny indostria : tafatsagana ny filankevitra nasionaly

Nitsangana afakomaly, tetsy amin’ny EDBM Antani­narenina, ny filankevitra nasionaly ho amin’ny fampiroboroboana ny indostria eto Madagasikara (CNIM). Din­gana voalohany amin’ny fanatanterahana ny fifanekena momba ny fandaharanasa maharitra ho an’ny indostria, natao sonia teo amin’ny rafi-panjakana sy ny sehatra tsy miankina ny 31 Jolay 2023, ny fametrahana ny CNIM”, hoy ny […]