Nampahafantarin’ny Sipem banky, ny 26 marsa teo, ny tetikasa « Vehivavy mijoro », hanohanana ny vehivavy marefo. Tanjona ny hahafahan’izy ireo miarina amin’ ny fiainana sy hahaleo tena ara-pihariana. Miisa 15 ireo vehivavy nosafidina amin’ity andiany voalohany ity. Seha-pihariana telo nosafidiana hampiofanana azy ireo, ny zaitra (Eccova), ny taovolo (Ipac), ny nahandro […]
Other News
Televiziona-StarTimes : Tolotra manokana ho an’ny mpanjifa
Manome tolotra manokana ny StarTimes amin’izao antomotra ny fetin’ny Paka izao. Misy ny fihenam-bidy omeny ny mpanjifa. Nohazavain-dRamatoa Florence Zhu, tale ara-barotry ny StarTimes, fa tsotra, haingana ary ahazoana tombontsoa maro, mifanandrify arakaraka ny fahefa-mividin’ny tsirairay ny tolotra omena. Tanjona ny hahazoan’ny mpanjifa karazana fandaharana maro samihafa. Misy karazany telo […]
Fanjifana : Dinika ho an’ny tombontsoan’ny mpamokatra eto an-toerana
Manao antso avo momba ny tsindry ataon’ireo mpanafatr’entana ny indostria malagasy. Efa mihoatra ny 4 000 taonina ny vokatra sakafo sy fantsona plastika nafaran’i Madagasikara ny taona 2024. Nafana ny adihevitra teo amin’ireo mpisehatra, nandritra ny dinika, manoloana ny fitobahan’ny vokatra afarana eto amintsika. Fihaonana nokarakarain’ny biraon’ny rafi-pahefana nasionaly misahana ny […]
FANTINA sy FINTINA
Samy nahatanteraka ny fifamindram-pitantanana ny ankamaroan’ireo minisitra miisa 13, vaovao eo anivon’ny governemanta, omaly sy afakomaly. Nanasongadina ny laharam-pahamehana avy ho amin’ny fanavaozana izy ireo. Anisan’ny niraisan’ireo minisitra ireo koa ny fangaraharana, araka ny toromarika nomen’ny Filoham-panjakana azy ireo. Latsa-danja ny isan’ireo vehivavy eo anivon’ny governemanta, araka ny fanamarihan’ny depiote […]
Guinée Equatoriale–Madagasikara : Tanjona ny hametrahana fototra fiaraha-miasa
Tanjona ny hametrahana fototra fiaraha-miasa eo amin’ ny firenena roa tonta. Io no nisongadina tamin’ny kabarin’ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël, nihaona tamin’ny filohan’i Guinée Equatoriale, i Teodoro Obiang Nguema Mbasogo, tao Molabo, afakomaly hariva. Finiavan’ny firenena roa tonta hirosoana ho amin’ny fiaraha-miasa matotra sy mahasoa mifototra amin’ny fifampitokisana […]






