Tsy dia narisika tamin’ny fifidianana ny olom-pirenena nanerana ireo biraom-pifidianana teto Antananarivo, raha ny zava-nisy. Natahotra ny ankamaroan’ireo olona na mety ho nisy na tsia ny fifidianana vao tonga nifidy tsikelikely ny tapany hariva. Vehivavy maherin’ny 35 taona no tena nazoto nifidy tamin’ny ankapobeny. Manodidina ny 428 hatramin’ny 600 mahery […]
Other News
Voka-pifidianana vonjimaika: mitarika ny kandidà Andry Rajoelina
Efa nivoaka, tsikelikely, omaly alina ny voka-pifidianana filoham-pirenena, fihodinana voalohany. Mitarika vonjimaika ny kandidà laharana fahatelo, Andry Rajoelina. Lavitra ny elanelam-bato amin’ireo telo voalohany amin’ny voka-pifidianana vonjimaika. Mitarika amin’izany ny kandidà Andry Rajoelina raha mifandimby eo amin’ny laharana faharoa sy fahatelo amin’ny fahazoana isam-bato ny kandidà laharana fahadimy, Ravalomanana Marc, […]
VAOVAO TAMBATRA
Zanatrondro karpa sy tilapia 20 000 isa no narotsaka tao amin’ny farihin’i Tsiazompaniry, distrikan’Andramasina, ny alarobia teo, niarahana tamin’ny fikambanana telo avy amin’ny kaominina Ambohimiadana, Tankafatra, Morarano, Anosibe Trimoloharano. Karpa 10 000 isa sy trondro gasy 1 000 isa narotsaka tao amin’ny farihin’ny Mamamba. Ilaina ny ezaka amin’ny fanatsarana ny […]
Fandraharahana : fototra mampihodina orinasa ny angovo
Miantraika mivantana eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana ny olan’ny angovo. Misedra fahasahiranana amin’ izany ireo orinasa madinika sy salantsalany tsy manana fahefa-mividy groupe éléctrogène hanodinany ny orinasany. “Tokony hapetrka ny tontolo ahafahan’ny rehetra miasa am-pilaminana sy ampahatoniana. Andraikitry ny fivondronan’ny mpandraharaha malagasy (Fivmpama) ny fampakarana ny harikarena faobe sy ny fampandrosoana […]
Voa roa !
Nizotra araka ny tokony ho izy ny fifidianana, natao omaly, manerana ny lafivalon’ny Nosy. Tsy nisy araka ny nivoizan’ny sasany mialoha ny herisetra sy ny sotasota. Indrokely tamin’ny birao fandatsaham-bato vitsy dia vitsy ny fisian’ny olona nametaka afisy manentana ny olona tsy hifidy, na ny tsy nanaiky haka ny […]






