Other News

Hira ara-pilazantsara: tafajoro Ny Antsa Ministry

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny Ankadindra­mamy, ny fananganana tamin’ny fomba ofisialy ny fikambanana Ny Antsa Ministry, misehatra eo amin’ny haikanto, indrindra ny hira ara-pilazantsara. Ankoatra ny antoko mpihira Ny Antsa Mass Choir na NMC, ahitana vondrona telo ihany koa mandrafitra Ny Antsa Ministry. « Mitaona ny tanora hahay handray andraikitra mba […]

Mpanao mozika sady avara-pianarana : nodimandry i JonHarp, na Ramose Jaona

Ramaroson Mamiharijaona no tena anarany. Fantatra amin’ny sehatry ny fikarohana sy ny fampianarana ambony, ny fitoriana ny Filazantsara fa indrindra ny mozika izy. Nodimandry, omaly, i JonHarp. Lavo ny andrarezina. No­dimandry teo amin’ny faha-68 taona ny Rama­roson Mamiharijaona. Mpa­nakanto mpamoron-kira sy mpitendry izy, ary ny fiangaliana ny harpa no tena […]

Herisetra mifototra amin’ny maha lahy sy ny maha vavy : 23 ireo vehivavy niharan’ny herisetra ara-pananahana manerana ny Nosy

Mitombo isan-taona ny antontanisa voaray momba ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy sy ny maha vavy eto amin’ny Nosy. Efa mihasahy sy mihamaro ny olona mitoroka sy miteny ary manatona ny Sam­pandraharaha ka antony mahatonga izany, raha ny fanazavana voaray teo anivon’ny Bri­gade féminine de proximité. Maro ny karazana herisetra […]

FANTINA sy FINTINA

Hifamotoana etsy Mahamasina indray, anio, ny Vondron’ireo kandidà 10 sy ireo mpiara-dia aminy. Hanomboka amin’ny 11 ora izany. Tsy voafaritra ny mety ho lalan’izy ireo amin’izany. Tsiahivina fa niato ny hetsika sy ny fidinana an-dalambe, omaly, taorian’ny nikasan’izy ireo hiditra ny kianjan’ny 13 mey ny alatsinainy teo. Tokony hanelanelana izao […]

Jeneraly Ravalomanana Richard: “Tsy voasakana intsony ny hisin’ny fifidianana”

“Tsy voasakana intsony ny hisin’ny fifidianana”, hoy izy, teny Anosy, afakomaly. Efa misy ny lamina natao hoe amin’ny 16 novambra ny fifidianana filohan’ny Repob­lika, fihodinana voalohany. “Hatramin’izao, mandeha amin’izay zotram-pifidianana izay isika”, hoy izy. Ny hevitry ry zareo vondron’ny kandidà ny hoe tsy handeha amin’izany. Anjarany izay. Efa ao anatin’ny […]