Nambaran’ny tomponandraikitra eo anivon’ny Malagasy rugby, omaly, fa hanainga anio ho any Tunisie ny Makis, vehivavy. Hiatrika ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny lalao Olympika (JO 2024), ho an’ny baolina lavalava lalaovina olona 7, izy ireo. Fihaonana, hotanterahina ny 14 sy 15 oktobra ho avy izao. Mpilalao 12 mirahavavy […]
Other News
Kitra – Barea de Madagascar: tsy ho any Marôc i Kenji Van Boto sy i Trebel
Nisokatra ny 9 oktobra lasa teo ny “Fenêtre-FIFA”, anisan’ireo hiatrika an’izany ny ekipam-pirenena malagasy Barea de Madagascar. Nanainga omaly tolakandro, nihazo an’i Marôc, ny Barea de Madagascar, hiatrika ireo lalao firahalahiana roa, hifanandrinana amin’i Bénin sy i Mauritanie. Fihaonana, hotanterahina ny 14 sy ny 17 oktobra ho avy izao, tafiditra […]
« Takarivan-kolontsaina »: hanamarika ny faha-15 taonany ny Haihaingo
Hiavaka tsy tahaka ny fahita hatramin’izay ! Haihaingo, orinasa mitrandraka sy misahana ny tontolon’ny haingo amin’ny ankapobeny. Iray amin’ ireo manasongadina sy manome lanja ny kolontsaina malagasy ihany koa. Fantatra fa hanamarika ny faha-15 taona nijoroana amin’ny alalan’ny hetsika « Takarivan-kolontsaina » hotanterahina ao amin’ny Salle Sainte Bathilde, 43 Avenue de Plessis, 92290 […]
TARATRY ny KANTO
Mitohy ny fampirantiana « Voyage en pays bara et vezo ». Saripika miisa 101, sanganasan’i Jacques Faublée no haranty eny amin’ny Mozean’ny sary, nanomboka ny 7 oktobra lasa teo. Manodidina ny fahaterahana, famorana, fanambadiana, fahafatesana, fananganana ho razana, sns, ireto sary haranty ireto. Manasongadina ny fitoviana misy eo amin’ny foko bara sy […]
Anisha Jo: hiara-hiasa amin’ny Sony Music
Dingana iray lehibe ho an’i Anisha Jo. Nampahafantatra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ity mpanakanto voalohany tamin’ny “Star Academy” farany ity fa hiara-hiasa amin’ny Sony Music izy. Tsy ny mpanakanto rehetra akory no alain’ity trano mpamokatra mozika iraisam-pirenena ity hiara-hiasa aminy, fa ireo izay heveriny ho tena misongadina ka afaka mivarotra […]






