Misafidy ny hametraka sy hanamboatra karazana zaridaina hafakely (jardin miniature) ny ankamaroan’ny olona, raha ny fanadihadiana natao. Niainga avy amin’ ny zavakanto japoney ny niatombohan’ny fanamboarana azy. “Manonofy mahita dobokely na lehibe misy riandrano, loharano, tanàna maro samihafa any amin’ireo toeram-pialantsasatra maro samihafa eto amin’ny Nosy, rehefa mahita ny jardin […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Manohana ny ezaka hitandroana ny fahamarinana ny FFKM, araka ny fanambaran’izy ireo omaly, tetsy Ampandrana. Nanterin’izy ireo fa mba hisian’ny fandriampahalemana sy ny fitoniana izany. “Efa nanao ny ezaka hitadiavam-bahaolana izahay hisian’ny fitoniana mialoha ny hidirana amin’ny fampielezan-kevita sy ny latsabato”, hoy ihany ireo filoham-piangonana. Samy nanao hetsika am-pilaminana, ny […]
Kandidà Andry Rajoelina : « Tsy maintsy mandresy isika ! »
Tsy miandriandry, nanokatra ny fampielezan-keviny avy hatrany ny kandià laharana fahatelo, Andry Rajoelina. Nambarany fa tsy misy hahasaka ny fifidianana ary tsy maintsy ho mpandresy izy. “Tsy mbola nisy naharesy ahy tamin’ny fifidianana izany”, hoy izy. Natombony, niaraka tamin’ny mpanaradia azy tamin’ny alalan’ny fotoam-bavaka teny amin’ny Tendrombohitr’i Mahatazana Akamasoa ny […]
Mila voatsiary !
Mandry an-driran’antsy ny vahoaka malagasy na an-tanàn-dehibe na ambanivolo. Ankoatra ny tsy fandriampahalemana, manao ny ataony ny mpanao politika. Tsy hita mivaingana izay fitakiana. Voizina ny maha vazaha ny andaniny kanefa misy dia manana zom-pirenena hafa ny sasany. Mahasarika olona tokoa ny paikady saingy mampametra-panontaniana hoe, hatraiza anefa ny fetrany? […]
Governemanta ifarimbonana : «Manakorontana ny filohan’ny Sénat !»
Nahoraka ny ampamoaka nataon’ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana, omaly. Mitsipaka izay nambarany ny governemanta ka miampanga azy ho mpanakorontana. Nanaitra ny fisehoan’ny filohan’ny Antenimerandoholona, Razafimahefa Herimanana tamin’ny fahitalavitra vahiny, omaly alina. Nilazany fa noterana ny tsy handray fahefana izy ka haleha ho ambasadaoro any ivelany. Noho ny tahotra sia nanaiky […]






