Nihena ny lanjan’ny famakiana boky, tato ho ato, noho ny fivoaran’ny teknolojia, izay manamora ny fiainan’ny olona, eny hatramin’ny fanaovana fikarohana. Anisan’ny loharano ahafahana manovo fahalalana ny vaky boky. Etsy andaniny, mihena ny mpamaky ireo boky mirakitra voka-pikarohana sy fanadihadiana. Etsy ankilany, nahitana fiakarany ny tahan’ny mpanjifa sy mpamaky ireo […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Manodidina ny 4 798 Ar ny euro iray amin’izao fotoana izao. Tato anatin’ny andro vitsy, tsy mitsaha-mitontongana ny lanjan’ny ariary. Mitarazoka ihany koa ny fiainan’ny Malagasy miaina anaty fitaintainana lalandava noho ny fiainam-pirenena sy ny fitadiavana isan’andro. Miankina amin’ny toekarena avokoa ny fandrosoan’ny zava-drehetra. Manahy amin’ny fiakaran’ny vidim-piainana sahady ny ankamaroan’ny […]
Salon international de l’habitat : hampiroborobo ny mpiantsehatra amin’ny taotrano
Hampahafantatra ny rehetra manodidina ny trano, ny vokatra ataony ary ny mampiavaka ny mpiantsehatra isan-karazany ny “Salon international de l’habitat. Hisy ny fihenam-bidy mandritra izany. Vonona na ireo mpandray anjara na ireo mpikarakara ny hetsika “Salon international de l’habitat”, (SIH) izay hatao eny amin’ny Parc des expos, Forello Tanjombato, ny […]
Atsimo Atsinanana sy Fitovinany : trano fanodinana kafe sy tohodrano
Natolotra ny 5 oktobra teo ny trano fanangonana sady fanodinana kafe any amin’ny kaominina Vohitrambo, Disstrikan’i Farafangana faritra Atsimo Atsinanana. Nanolotra izany ny solontenan’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), ny talen’ny Kabinetra Rasoanaivo Jocelyn, ny governoran’Atsimo Atsinanana, ny Dr. Mahafaky Justin, ny fitantanam-paritra (DRAE) ary olo-manan-kaja maro. Tsara ny […]
INDRAY MIJERY
Misy atrikasa fanofanana ireo mpisehatra nanomboka omaly hatramin’ny zoma, ho fanehoana ny fotokevitra fototra, ny rafim-pandaminana, ary ny andraikitry ny mpisehatra samihafa amin’ny fampiharana ny « Validation des acquis de l’expérience (VAE) », Manohana ny Tetikasa « Jeune Malgache Compétente au Travail (JMCT) ». Hisy orana tandrifin-drahona arahin-kotroka amin’ ny afovoantany sy ny morontsiraky […]






