Other News

« Bibliothèque Municipale » Analakely : misokatra indray amin’ny endriny nohavaozina sy nohatsaraina

Toerana manana ny maha izy azy amin’ny Malagasy, indrindra ho an’ny eto Antananarivo, ny “Bibliothèque municipale”. Izany indrindra no nanaovana izao fanavaozana sy fanatsarana azy izao. Malagasy sy vahiny mpahay kanto no nifarimbona nanaingo ny toerana tamin’ny alalan’ny haikanton’izy avy. Tontosa omaly ny lanonana fitokanana ny Biblio­thèque médiathèque municipale Analakely, izay nohavaozina. Tomponan­draikitra maro […]

FANTINA sy FINTINA

Hiditra anatin’ny propagandy ofisialy i Mada­gasikara, araka ny fanambaran’ny misionera amerikanina, omaly. “Manentana ny governemanta sy ireo kandidà i Etazonia mba hanao ny ezaka hanohanana ny fifidianana malalaka sy madio ary koa ny zotram-pifidianana eken’ny rehetra sady atokisan’ny mpifidy”, hoy izy ireo. Nametraka taratasy fampahafantarana eny amin’ny HCC ny tsy […]

Fanelanelana iraisam-pirenena : mitaky fitoniana ny eo anivon’ny Sadc

Nandray ireo Vondron’ny kandidà 11 tetsy Ankorondra­no, omaly, ny masoivohon’i Afrika Atsimo, Sisa Ngomba­ne, sady solontenan’ny Sadc eto amintsika. Niantso fitoniana ny tenany tamin’izao fihaonana izao, manoloana ny hetsika eto an-drenivohitra efa ho herinandro izao. Nambarany koa fa ho avy eto mialoha ny fifidianana ny eo anivon’ny Sadc ka hametraka […]

Mitondra ny lohany

Mandeha ny fifidianana ! Izay aloha ny zotra arahin’ny raharaha politika eto amin’ny firenena. Misokatra amin’ny fomba ofisialy anio rahateo ny fampielezan-kevitra manerana ny Nosy. Manamafy ny mikasika izay rahateo ny fianakaviambe iraisam-pirenena. Miezaka ny mitady fitoniana sy filaminana ary fanehoan-kevitra malalaka ny masoivoho vahiny. Efa miomankomana ny hery velona rehetra. […]

“Gasy leo korontana” : nidina an-dalambe, mitaky fifidianana

Nanao hetsika tsy fankasitrahana ny korontana ireo olom-pirenena tsotra, omaly tamin’ireo boriborintany enina eto an-drenivohitra. Niantso ny tokony hifantohana amin’ny fifidianana sy fitoniana izy ireo. Manomboka ny fampielezan-kevitra! Nivoaka amin’ny fahanginany ihany koa ireo olona manohana ny fanatanterahana ny fifidianana. Nanentana ny tokony hametrahana tontolo milamina izy ireo. “Mitsipaka ma­rin­drano […]