Other News

Kianja synthétique: miroborobo ary mahasarika tanora maro ny mampiasa azy

Betsaka ny kianja synthétique mitsangana eto amin’ny Nosy amin’izao fotoana izao. Ahitana izany avokoa ny faritra maro sa­mihafa, indrindra ny eny amin’ny faritra iva, raha ho an’ny eto An­tananarivo Reni­vohitra. Ahitana tanora maro milalao baolina foana isan’ andro amin’ireny kianja synthétique ireny, raha ny fanadihadiana natao. Vanim-potoana mahabetsaka ny mpilalao […]

FANTINA sy FINTINA

Tsy maintsy mandeha sy hisy ny fifidianana, araka ny nambaran’ny dipiote IRD, Raholdina Naivo. Tsy azo ampitahorina sy ranitina lava intsony izy ireo, ary ho azo amin’ny fihantsiana. Tany sy fanjakana misy lalàna eto, ary aleo hipetraka amin’ny mpitandro filaminana ny amin’izany. Aleo ireo mpanohitra ho variana sy ho lany […]

Tatitry ny depiote : nomena alalana ao amin’ny Magro Tanjombato

Nolavin’ny prefektiora ny fanatanterahana tatitra amin’ny vahoaka ny sabotsy izao, eny amin’ny kianjan’ny 13 mai. Na izany aza, nanolo-kevitra ho azy ireo ny “Prefet”, ny Jly Ravelonarivo Angelo. Namba­rany tamin’ny valin’ny fangatahan’ireo depiote fa anton’ny fandavana ny maha faritra ara-barotra “Zone commercial” ny eny Analakely sy ny manodidina ary maro […]

Mihenjan-droa

Mbola mihenjan-droa ny tady eo amin’ny samy mpisehatra politika eto Madagasikara, mandraka izao. Mazava ny lalan-kizorana ho an’ny mpitondra. Tsy maintsy tohizana amin’ny fomba rehetra, indrindra amin’ny fifidianana ny fa­he­fana efa azo nandritra ny dimy taona. Anatin’ny fanomanana ny fampielezan-kevitra tanteraka ny ekipan’ny laharana fahatelo, Andry Rajoelina. Manomboka mametrapetraka ny […]

Raharaham-pirenena : tsy nahitam-bokany ny fifampidinihan’ny FFKM

Naharitra ora roa latsaka fahefany, ny fifampiresahana teo amin’ny FFKM sy ny kandidà ho filoham-pirenena teny Ambohimanoro, omaly. Mitohy ny fifampidini­han’ny Fiombonan’ny fiangonana kristianina eto Madagasikara (FFKM) sy ireo kandidà hirotsaka ho filoham-pirenena miisa 13 manoloana ny savorovoro misy eto anivon’ny firenena, araka ny nambaran’ny mpitondra tenin’ ny FFKM, ny Pastora Rakoto­zafy […]