Other News

« Slam national 14 » : tompondakan’i Madagasikara i Santa

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Intsitut Français de Madagas­car (IFM) Analakely, ny lanonam-pamaranana ny “Slam national 14”. Notanterahina nandritra izany koa ny dingana famaran’ny fifaninanana nasionaly teo amin’ity taranja iray ity. Santa, mpiangaly “Slam poèsie” avy any Antsirabe no voahosotra ho tompon-dakan’i Madagasikara, rehefa avy ni­faninana tamin’ireo mpandray anjara niisa fito. […]

TARATRY ny KANTO

Madajazzcar. Hanokatra ny « Festival Interna­tional Madajazzcar », ny 5 oktobra 2023, eny amin’ny IFM Analakely, ny tarika « Festen » sy 4/4. Araka ny nambaran’ny mpikarakara, tanjona amin’ity andiany faha-34, amin’ny “Festival International Madajazzcar”, ity ny hampifangaroana ny mpiangaly Jazz, tanora sy efa ela niangaliana. “Diary nofy”. Miditra amin’ny andiany faharoa ny “Diary […]

Nate Tex « Hiverina » ; nanome fahafaham-po ny mpankafy

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Ivokolo Analakely, ny fampisehoana « Hiverina » niarahana tamin’i Nate Tex. Fotoana ihany koa nanehoana ampahibemaso, voalohany, ny rakitsarin’ny hira « Hiverina ». Tonga maro nanotrona sy nankafy izany ireo mpankafy Nate Tex. Mbola tsy very tokoa ny fitiavan’ny mpankafy azy, na dia fotoana lavalava aza no […]

“Antsam-panahy Hiram-bavaka”: nanamarihana ny faha-100 taona nahaterahan-dRado

Niray fo, niara-nahatsiaro, niara-niantsa, ary niara-nankafy ny haikanto navelan’i Georges Andriamanantena na i Rado, ny taranany sy ny mpankafy haikanto malagasy. 15 taona aty aorian’ny nahafatesany, mitoetra hatrany ny zava-bitany. Feno 100 taona omaly ny nahaterahan’Andriamanantena Georges, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe “Rado”. Nisy ny hetsika “An­tsam-panahy Hiram-bavaka”, natao […]

FANTINA sy FINTINA

Aoka izay ny fambolena olana fa efa reraka sy sahirana ny vahoaka, araka ny nambaran’ny filoha mpiara-mitantana ny Avi, eo anivon’ny vondrona Armada, Rabetsaroana Sylvain, teny Antaninarenina, ny faran’ny herinandro teo. Miantso ny Malagasy hifidy izy, fa zo izany. Efa dimy taona izay ny olona no nieritreritra hoe hisy fifidianana […]