Manaitra ny rehetra ny Banky iraisam-pirenena fa tena maika ny fikarohana vahaolana aty Afrika manoloana ny fiovan’ny toetr’andro. Notateriny fa raha ny tombana nataon’ny Bad, mila vola 2,8 miliara dolara i Afrika hamatsiana ny fiatrehana ny fiovan’ ny toetr’andro, ho an’ny taona 2020 hatramin’ny 2030. Tsy mahazo afa-tsy ny 3%-n’ny […]
Other News
Mpandraharaha madinika: mivoatra ny fanodinana tantely
Misehatra amin’ny fanodinana ny akora voajanahary eto an-toerana, manodina ny tantely ny orinasa Iloo. Niforona tamin’ny taona 2019, orinasa madinika mifantoka amin’ny akora tantely. Maro ny vokatra sy ny tolotra omeny ary tanjony ny hanomezana vokatra mifanandrify amin’ny filan’ny mpanjifa. Anisan’izany ny tantely atao anaty boaty na tavoahangy, sns. Anisan’ny […]
Vondrona Sodiat- 33 taona: mitohy ny vina ho tombontsoan’ny toekarena malagasy
«Ezaka maro avy amin’ny olona maro no nahatrarana izao faha-33 taona izao sy ny fahombiazana rehetra, tao anatin’izany » hoy Ravatomanga Mamy. Mbola maro ny ezaka hitohizan’ny fahombiazana ho tombotsoan’ny Malagasy. Tontosa omaly, teny amin’ ny Lapan’ny Kolontsaina sy Fanatanjahantena Mahamasina, ny lanonana fankalazana ny faha-33 taonan’ny Vondrona Sodiat. Hetsika maro […]
Fimmar: «Aleo handeha anaty fitoniana ny fifidianana»
Nambaran’ny mpikambana eo anivon’ny Fimmar, i Ndremitsara Tarzan, fa mivaona tanteraka ny fomba fanaovana politika ary mitarika ho any amin’ny korontana. «Aoka isika handala ny fitoniana ahafahana miroso amin’ny fifidianana», hoy izy, ny herinandro teo. Nahitsy ny tenany nilaza fa efa tsy fotoanan’ny fifampiantsiana intsony izao. Tokony hampiseho fitondran-tena mendrika […]
Rotary Club Antananarivo Vovonana : mpianatry ny EPP Volavy miisa 100 nahazo fitaovam-pianarana
Nanolotra fitaovam-pianarana ho an’ny mpianatry ny EPP Volavy Gara eny Manjakandriana ny fikambanana Rotary Club Antananarivo (RCA) Vovonana. Nanatanteraka izany ny filohany, Randrianarisoa Malalatiana, niaraka tamin’ny mpikambana vitsivitsy, toa an-dRaketamanga Lalao, efa filoha teo aloha. Niisa 100 ny ankizy nisitraka ny fanampiana, ka ao amin’ny kilasy T5 izay hanala fanadinana […]






